19/09/2025
Hello Caly Family 💌
Nous étions un peu silencieux ici car nous avions de très nombreuses commandes 😍
(Aussitôt un sac fini à l’atelier, il trouve déjà preneur !)
👉 Mais restez connectés, car de nouvelles pièces exclusives et de nouveaux modèles tendance arrivent très bientôt ✨
💖 Merci à tous pour votre confiance et votre fidélité.
Merci de soutenir le Vita Malagasy 🇲🇬
Miarahaba antsika rehetra 🌼
Nangingina tato ato izahay, satria somary nanenjika kely ny commande maromaro…
(Isaky ny mahavita poketra izahay dia tonga dia misy maka any amin’ny atelier 💕)
Fa aza manahy anefa, tsy ho ela dia hivoaka ny sac vaovao sy modèle vaovao ho antsika rehetra ✨
Misaotra betsaka sahady antsika rehetra 🙏
Misaotra ny mpanjifa rehetra hatrizay ka hatramin’izao.
Misaotra koa manohana ny Vita Malagasy 🇲🇬
❤️