Honey&Co - MDG

Honey&Co - MDG Miel bio et pur de Manakara, issu des fleurs de Niaouli🍯

Mandroso ary ohh🫶🏽

08/05/2026

Misaotra anareo hatrany manohana ny asanay oh❤️
Efa kelikely sisa ny stock tsika koa manasa anareo hanjifa fa octobre ndray vo misy tantely tsika anh🤗
Honey&Co - MDG
☎️0342484297

28/04/2026

Mmmh..Tantely mamy be otranao🍯❤️

26/04/2026

Tantely Bio sy Pur avy any Manakara ohh🍯 Tongava manjifa🥰
Honey&Co - MDG

Akory aby ehh🫶🏽Mbola misy hatrany ny tantely tsika ah, misaotra ho an’ireo zay efa nanjifa, aza misalasala mi-commande h...
25/04/2026

Akory aby ehh🫶🏽

Mbola misy hatrany ny tantely tsika ah, misaotra ho an’ireo zay efa nanjifa, aza misalasala mi-commande ho an’ireo zay mbola tsy nahazo🍯😋

Ny tantely tena ilaintsika foana amin’ny fiainana andavan’andro, koa ireto avy ary ny tombotsoa azo avy aminy🥰

✨ Ho an’ny fahasalamana :
* Manamafy hery fiarovana (immunité)
* Manampy amin’ny kohaka sy sery
* Manome hery

💖 Ho an’ny hatsarana (beautséeee beautséee 🤭) :
* Mampalefaka sy manalefaka hoditra
* Manampy amin’ny famirapiratry ny tarehy, tonga de mamirapiratra hatramin’ny ho avy🤩

🌿 Voajanahary 100% :
* Tsy misy simika
* Madio sy “bio”

Koa manasa anareo ary hanjifa ohh, sady efa ho avy ny ririnina zao🍯

Livraison à partir de 3000Ar hatrany😘
☎️ 0342484297

Akory aby ehh❤️Tantely bio sy pur avy any Manakara, azo avy amin’ny fleur de Niaouli🍯1L 👉🏽 20.000Ar0,5L 👉🏽 10.000Ar0,25L...
24/04/2026

Akory aby ehh❤️

Tantely bio sy pur avy any Manakara, azo avy amin’ny fleur de Niaouli🍯

1L 👉🏽 20.000Ar
0,5L 👉🏽 10.000Ar
0,25L (sur commande) 👉🏽 5000Ar

Livraison à partir de 3000Ar
☎️ 0342484297

22/04/2026

Tantely bio sy pur avy any Manakara, azo avy amin’ny fleur de Niaouli🍯

Akory aby ehh❤️Promotion be amin'izao fety izao ahh🥳65.000Ar avokoa ireto air force tsara kelii reto🫶🏽Pointures dispo 42...
27/12/2024

Akory aby ehh❤️

Promotion be amin'izao fety izao ahh🥳

65.000Ar avokoa ireto air force tsara kelii reto🫶🏽

Pointures dispo 42-43-44

Aza tara ary ohhh🥳

🚴🏽‍♂️ Livraison à partir de 3000Ar
☎️ 0342484297

Miarahaba ohh❤️‼️Jord 4‼️✨ 36 à 44✨ 90.000Ar 🚴🏽‍♂️ Livraison à partir de 3000Ar☎️ 0342484297
19/12/2024

Miarahaba ohh❤️

‼️Jord 4‼️
✨ 36 à 44
✨ 90.000Ar

🚴🏽‍♂️ Livraison à partir de 3000Ar
☎️ 0342484297

Salama ehhh❤️‼️ PROMOTION ohhhhh ‼️Izay hitanareo rehetra eto dia 35.000Ar avokoa🥳Araraoty fa vitsivitsy sisa izy ireo a...
18/12/2024

Salama ehhh❤️

‼️ PROMOTION ohhhhh ‼️

Izay hitanareo rehetra eto dia 35.000Ar avokoa🥳

Araraoty fa vitsivitsy sisa izy ireo anh🎊 misoratra eo ambanin'ny sary ny pointure mbola misy ohh.

🚴🏽‍♂️ Livraison à partir de 3000Ar
☎️ 0342484297

Salama ehh❤️ Elaela zay fa tonga ndray izahay hizara zavatra tsara be ho anareo manjifa🥰✨NiKe Zoom😍✨40 à 44✨80.000ArTong...
21/11/2024

Salama ehh❤️

Elaela zay fa tonga ndray izahay hizara zavatra tsara be ho anareo manjifa🥰

✨NiKe Zoom😍
✨40 à 44
✨80.000Ar

Tongava mp ara misafidy izay tiana sy mety eh🥳

🚴🏽‍♂️ Livraison à partir de 3000Ar
☎️ 0342484297

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342484297

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Honey&Co - MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share