10/02/2026
Ahafaty lehireto ity fihetseham-po tafahoatra ity ka.π€π€π€
Fambara 10 amatarana fa be fihetseham-po(trop Γ©motionnel) ianao? π
1- Tsy mahavita mandΓ‘ fangatahana olona.Manejika anao ny eritreritrao raha tsy omenao le zavatra angatahany le olona.
2- Mitomany irery ianao nefa tsy zarainao amin olona izay zavatra mahazo anao.Matahotra ianao sao tsarainy olona.
3-Mieritreritra ianao fa namanao daholo ny olona manodidina anao.Manampy ireo olona manodidina anao ianao na olona mandalo fotsiny ara .
4-Tsy mitsahatra manao soa ny mpiara-belona aminao ianao,dia manantena fa anao tahak izany koa ny olona.
5-Tsy fantatrao sady tsy ainao ny olona manararaotra anao(Profiter) satria ianao tsy manararaotra olona .
6- Tsy ainao ny mandratra (Blesser) ny olona manodidina anao satria tsotra loatra ianao.
7- Tsy ainao ny mamoaka ny fihetseham-ponao.
8- Sensible loatra ianao ka tsikaritrao avy hatrany rehefa miova ny fihetsiky olona manodidina anao.
9- Mipetraka matetika eo amin toerana ny hafa ianao,ary mahatsapa sy mahazo ny zavatra manjo ny manodidina anao.
10- Ianao foana no mamaha ny olany manodidina anao,tsy zakanao ny mahita olona manana problΓ©me.
NB: Mitandrema nefa fa ny zavatra rehefa trop Zay dia mety hanimba anaoπ