Vente en ligne Annis

Vente en ligne Annis Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vente en ligne Annis, Apparel & Clothing, Tsimbazaza, Antananarivo.

Mba mangataka réaction ao amin'ilay page svp 🙏
13/12/2024

Mba mangataka réaction ao amin'ilay page svp 🙏

MapChallenge N4
Fifaninanana sarintany MiaraManondroala 2024
🌍"Gain et Perte des Mangroves dans la Nouvelle Aire Protégée de Bombetoka"
✍️ Randriaminahy Mbolamanana Ziva
🗺Détection des pertes et gains des Mangroves dans la NAP Bombetoka. Méthodes: Utilisation des images satellitaires de types Landsat par classification supervisée + Validation terrain par collectes des points GPS.
Les résultats permettront aux décideurs de prendre des mesures pour sauver les palétuviers Malgache qui sont victimes des coupes.

📣Ny hetsika MiaraManondroAla 2024 dia fifaninanana sarintany eto amin'ny tambazotra Facebook.
Ny fifaninanana dia misokatra ny 2 Desambra ary mifarana ny 17 Desambra 2024.
👉Rohy fisoratana anarana ahafahana mandray anjara amin'ny fifaninanana https://forms.gle/r8Ezi6PXuyFvDxna8

Tsara Kely reto🥰 15.000 ar❤️
29/10/2024

Tsara Kely reto🥰
15.000 ar❤️

Misy slip tsara ato🥰Coton no tsara fa mafana ny andro sady mety am fahasalamana❤️
28/09/2024

Misy slip tsara ato🥰
Coton no tsara fa mafana ny andro sady mety am fahasalamana❤️

Ilaina fona ny tantelyMahasoa maha salamaTena pure ary azo atokisana tsaraAza misalasala ary eTongava manjifa
18/09/2024

Ilaina fona ny tantely
Mahasoa maha salama
Tena pure ary azo atokisana tsara
Aza misalasala ary e
Tongava manjifa

Efa mafana ny andro😶‍🌫️Tsara ny manao satroka🌞Casquette tsara 🥰 misy loko maro azo isafidianana, Na ho an'ny ankizy na h...
18/09/2024

Efa mafana ny andro😶‍🌫️
Tsara ny manao satroka🌞
Casquette tsara 🥰 misy loko maro azo isafidianana, Na ho an'ny ankizy na ho an'ny lehibe🥰
Photo réelle hatrany ireto😍

Arrivage indray o❤️Photo réelle hatrany 🥰 20.000 ar tompoko
26/08/2024

Arrivage indray o❤️
Photo réelle hatrany 🥰
20.000 ar tompoko

Tsara be🥰 mora be🥰Aza tara ary o15.000 ar fotsiny anie Dia mahazo kitapo an'ankizy e❤️
08/08/2024

Tsara be🥰 mora be🥰
Aza tara ary o
15.000 ar fotsiny anie Dia mahazo kitapo an'ankizy e❤️

Cartable Kely tena mora be 🥰15.000 ar fotsiny dia efa mahazo❤️💚
29/07/2024

Cartable Kely tena mora be 🥰
15.000 ar fotsiny dia efa mahazo❤️💚

Mamy Kely 🥰Sady mora b, 12.000 ar fotsiny ❤️
28/07/2024

Mamy Kely 🥰
Sady mora b, 12.000 ar fotsiny ❤️

Misy fitaovana ilaina rehetra🥰Stylos, la craie, crayon de bois, règle complet, crayon de couleur 🥰Inona ny marque ilaina...
26/07/2024

Misy fitaovana ilaina rehetra🥰
Stylos, la craie, crayon de bois, règle complet, crayon de couleur 🥰
Inona ny marque ilainareo?

Address

Tsimbazaza
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente en ligne Annis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share