𝓚𝓪𝓵𝓪𝓚𝓮𝓵𝔂

𝓚𝓪𝓵𝓪𝓚𝓮𝓵𝔂 ATELIER de COUTURE
Vos idées, notre couture ✂️
Créations uniques et en séries 🧵


✨La mode est l'armure qui permet d'affronter le quotidien ✨

26/03/2026

📽️🪡Arahantsika eto indray ireo dingana lehibe lalovana rehefa hanjaitra akanjo iray

🌼Miezaka hatrany ny manome antsika ny zavatra tsara kalitao☺️

Mirary erin'andro mahafinaritra ho antsika🥰Mbola mitohy ny fandraisana commande p***a Vonjvonjeo ny toerana sao ho tarai...
16/03/2026

Mirary erin'andro mahafinaritra ho antsika🥰
Mbola mitohy ny fandraisana commande p***a
Vonjvonjeo ny toerana sao ho taraiky eo indray 😁

14/03/2026

Oentin'i KalaKely ato amin'y tontolony mihintsy anie nareo🥰❤️

Fizarana kely 🥰😁AVANT❤️APRÈS🌼Photo 1: mbola nanao aide couturière tsy tena mbola nahay nanjaitra fa hoe tiana fotsiny il...
06/03/2026

Fizarana kely 🥰😁
AVANT❤️APRÈS
🌼Photo 1: mbola nanao aide couturière tsy tena mbola nahay nanjaitra fa hoe tiana fotsiny ilay manjaitra dia izay miantso hoe avia ampio za dia lasa satria traikefa no angonina 😁 (tsisy karama ahn)
🌼Photo 2 : efa ao amin'ny atelier ako manonkana aho mikarama ho ahy manokana🥰

Tsy hoe efa mande irery dia vita eo ny fianarana ahn! Mampitombo traikefa foana, na dia fijerena tuto amin'ny internet aza fa tsy mionona amin'ny hoe efa nahazo base.😊
Ny tontolon'ny zaitra koa tena tsy mitsahatra mivotra.

✨ Misokatra ho anareo foana ny atelier #𝓚𝓪𝓵𝓪𝓚𝓮𝓵𝔂. Tongava hanatanteraka miaraka aminay ilay akanjo efa ela no nofinofisinao. 🥰

26/02/2026

Fa tiako oa ity asako ity🥰❤️

Rehefa ao amin'ny atelier aho ka tratran'ny olona eo ampanaovana patron dia hoy foana ilay olona hoe "Fa to mathématique...
13/02/2026

Rehefa ao amin'ny atelier aho ka tratran'ny olona eo ampanaovana patron dia hoy foana ilay olona hoe "Fa to mathématiques be aki 😅".

Eny tompoko 😁 rehefa mahakasika ny mathématiques (calcul, géométrie, dessin technique...) tafiditra ao daholo. Izay anie no mila ianarana ilay manjaitra eh, satria ho matihanina ny tanjona.

Misokatra ho anareo foana ny atelier ahn!

07/02/2026

Quand la passion devient un mode de vie

Aleo ny sary no hiteny☺️Mandray ny asa rehetra momban'ny zaitra 𝓚𝓪𝓵𝓪𝓚𝓮𝓵𝔂  ah! Ary misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetr...
04/02/2026

Aleo ny sary no hiteny☺️
Mandray ny asa rehetra momban'ny zaitra 𝓚𝓪𝓵𝓪𝓚𝓮𝓵𝔂 ah! Ary misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra ☺️
🪡👗 𝓚𝓪𝓵𝓪𝓚𝓮𝓵𝔂

Tsy noeritreretiko ho rythme be tahak'izao ity janvier ity ahn😁Fa na izany aza misokatra amin'ny fiaraha-miasa foana ny ...
14/01/2026

Tsy noeritreretiko ho rythme be tahak'izao ity janvier ity ahn😁
Fa na izany aza misokatra amin'ny fiaraha-miasa foana ny atelier ary mandray commande foana na ny "sur-mesure" na ny "prêt à porter "

Omena modèle d'inspiration kely aloha ianareo🥰Modèle réalisable avokoa ireo ahn ! Mp aingana ary🥰
07/01/2026

Omena modèle d'inspiration kely aloha ianareo🥰
Modèle réalisable avokoa ireo ahn !

Mp aingana ary🥰

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓚𝓪𝓵𝓪𝓚𝓮𝓵𝔂 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share