Mihaingo by Jacy

Mihaingo by Jacy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mihaingo by Jacy, Apparel & Clothing, Ankadifotsy, Antananarivo.

06/06/2026
10/11/2025

馃摉 Ohabolana 3:5-6

"Matokia an鈥檌 Jehovah amin鈥檔y fonao rehetra, ary aza miankina amin鈥檔y fahalalanao manokana."
鉃★笍 Aza manahy loatra amin鈥檔y fikasanao, fa ampifanaraho amin鈥檔y sitrapon鈥橝ndriamanitra.

Ry Andriamanitra Ray be fitiavana,Andriamanitra mpamorona sy mpiaro ny ainay rehetra,Miantso Anao amin鈥檔y fo torotoro sy...
29/06/2025

Ry Andriamanitra Ray be fitiavana,
Andriamanitra mpamorona sy mpiaro ny ainay rehetra,
Miantso Anao amin鈥檔y fo torotoro sy feno fangorahana izahay,
Mba hijery amin鈥檔y maso mamy ireo taninay, ireo fianakavianay,
Ireo ankizy kely sy zokiolona,
Tratran鈥檔y ady sy ny herisetra.

Ry Tompo 么,
Mamindra fo amin鈥檌reo tsy manan-tsiny ao anatin鈥檌reo ady mafy any Ukraine sy Russie, Israel sy Iran, ary amin鈥檌reo tany rehetra miady.
Esory amin鈥檔y fon鈥檔y olona ny fankahalana sy ny fandravaravana,
Arosoy eo amin鈥檌zao tontolo izao ny fitiavana sy ny famelan-keloka,
Ampodio amin鈥檔y maha-olona azy ny fon鈥檌reo miady, ary asio fahendrena ireo mpitondra firenena.

Miantso izahay ankehitriny, miaraka amin鈥檌reo Arkanjely Masina rehetra:

馃専 Ry Arkanjely Michel, mpiady amin鈥檔y ratsy,
Miady amin鈥檔y fanahy manafika sy mandratra; arovy ireo tsy manan-tsiny amin鈥檔y fanafihana sy ny herisetra.

馃専 Ry Arkanjely Gabriel, mpitondra hafatra,
Mampitondr脿 hafatra fiadanana sy fifankahazoana eny amin鈥檌reo mpitondra sy vahoaka.

馃専 Ry Arkanjely Rapha毛l, mpanasitrana,
Manas脿 ireo ferin鈥檔y fo sy vatana, ireo zaza voa, ireo reny very vady, ireo tan脿na rava.

馃専 Ry Arkanjely Raguel, mpiaro ny rariny sy ny filaminana,
Avereno amin鈥檔y fifandanjana sy fahamarinana ny fifandraisan鈥檌reo firenena sy foko.

馃専 Ry Arkanjely Uriel, mpitondra fahazavana,
Hazavao ny saim-pirenena sy ny fony mba hiala amin鈥檔y lalana mankany amin鈥檔y fandringanana.

馃専 Ry Arkanjely Barachiel, mpitondra fitahiana,
Arotsaho amin鈥檔y tany rehetra ny fahasoavana sy fiadanana, hanarina indray izay rava.

馃専 Ry Arkanjely J茅r茅miel, mpitondra fanantenana,
Tazomy ny fanahy reraka sy kivy, mba tsy ho kivy amin鈥檔y ho avy tsara kokoa.

Ry Tompo 么,
Tsindrio ny rivotra misy bala sy baomba,
Aoka hisy fifampihavanana mitondra fanorenana vaovao,
Ho tonga ao anaty fo maneran-tany ny fahanginana masina mitondra fiadanana.

Amena.

Ry Andriamanitra be famindram-po sy fitiavana,Amin鈥檌zao fotoana sarotra iainan鈥檔y maro izao,Miaraka amin鈥檔y fo feno fang...
28/06/2025

Ry Andriamanitra be famindram-po sy fitiavana,

Amin鈥檌zao fotoana sarotra iainan鈥檔y maro izao,
Miaraka amin鈥檔y fo feno fangorahana sy vavaka izahay.
Miantso Anao amin鈥檔y Anaran鈥檌 Jesoa Kristy sy ny Fanahy Masina izahay,
Mba hijery amin鈥檔y maso feno fitiavana ireto havana sy namana anaty fahoriana ireto.

Tsinjovy, Tompo 么,
馃尵 ireo fianakaviana tra-pahavoazana noho ny fahapoizinana ara-tsakafo,
Arotsahy eo amboniny ny fanafahana sy fanasitranana,
Ary ankaherezo sy omeo fitaizana ara-panahy ny havany sy mpiara-miaina aminy.

Miantso Anao izahay ho an鈥檌reo
馃尵 matrongo vao mahita hanina,
Ampionao izy hahita fiainana sy fanantenana,
Ary tsinjovy amin鈥檔y alalan鈥檔y olona tsara sitrapo sy fitsinjovana ara-tsosialy.

Mametraka aminao izahay, Tompo,
馃尵 ireo manana ny marary anaty fianakaviany,
Omeo hery ara-panahy sy ara-batana, faharetana ary fanantenana,
Ary iraho ireo Arkanjely hanisy fihavanana sy fitsaboana azy ireo.

Ary amin鈥檔y fony reraka sy manirery izahay miantso ho an鈥檌reo
馃尵 misara-toerana lavitra ny fianakaviany noho ny fitadiavana,
Ampio izy ho tafaray indray amin鈥檔y fitiavana sy fahasalamana,
Aoka ny fahalaviran-tany tsy hanimba ny fifankatiavana.

Tsy adino ihany koa,
馃尵 ireo mipetraka anaty fiadanana sy fiainana milamina,
Isaorana Ianao noho izany, ry Tompo 么!
Omeo fahatsiarovana feno fisaorana ny fony, mba hahavita hifampizara, sy hitsinjo ny hafa.

Ry Tompo 么, henoy ny vavakay.
Arotsaho eo aminay sy amin鈥檌zy ireo rehetra ny fitahianao sy fiarovana.
Aoka ny fahazavanao hanilo ny aloky ny fahoriana,
Ary ny fitiavanao hanindrona ao anaty fahanginana sy alahelo.

Amin鈥檔y Anaran鈥檌 Jesoa Kristy Tomponay,
sy miaraka amin鈥檔y vavaky ny Arkanjely Masina rehetra,
Amen.

"Indraindray teny iray sy vavaka iray no afaka manandratra fanahy anjatony. Raha azonao zaraina, aoka tsy hisalasala. Ho aminareo anie ny fiadanana."

" Arahaba nahatratra ny asaramanitra e "Ry Tanindrazanay malala 么!Ry Madagasikara soaNy Fitiavanay anao tsy miala,Fa ho ...
26/06/2025

" Arahaba nahatratra ny asaramanitra e "

Ry Tanindrazanay malala 么!
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa

Tahionao Ry Zanahary
鈥橳y Nosindrazanay ity,
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala 么!
Irinay mba hanompoanao anao
Ny tena, fo, fanahy anananay
Izay sarobidy sy mendrika tokoa;

Tahionao ry Zanahary...

Ry Tanindrazanay malala 么!
Irinay mba hitahiana anao
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra hijoroan鈥檔y satanao!

Tahionao ry Zanahary...

Tonony : Pasteur Rahajason
Feony : Norbert Raharisoa

25/06/2025

Un grand merci 脿 mes nouveaux followers ! Miary Nirina, Mikajy Nayah, Kyle Johnson

Address

Ankadifotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mihaingo by Jacy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share