15/05/2025
FATANA MANDEHA VIDANGE
Tsapanao ve ny fiakarany vidim-pianana amin'izao?
tsy misy izay tsy miakatra atramin'ny vidina charbon
Charbon Iray gony ampy anao firy andro?
fatana mandeha amin'ny menaka vidage izay tsy misy ahiana ny fampiasana azy satria efa vitanay ny fikarohana sy ny andrana rehetra vao natolotray anao
?
Mitsitsy satria menaka vidange 1 litre monja dia mahampy anao 3 na 4 andro
Ny menaka vidange matetika dia arihan'ny olona fotsiny raha vidina aza dia 1000ariar/L
Ny menaka vidange dia hitanao eny rehetra eny(garage auto, station service,sns...)
Mora ampiasaina izy no aingana kokoa ny nahandronao
Tsy manetroka izy ary
Tsy mamofona ihany koa
Tsy atahorana hisy fiantraikany any amin'ny sakafo mazava ho azy
Tsy Mora simba fa maharitra taona maro
Mazaka hatramin'ny vilany lehibe 45 ny fatana iray
Asa tanana_Malagasy
Ny vidiny dia nataonay mirary
afaka manao livraison ihany koa izahay
Mandefa an'ny amin'ny faritra
TOHANO NY MALAGASY TOA ANAO
toerana misy anay:anosibe
contact:038 10 972 85