Bee Honey

Bee Honey ✨Welcome to Bee Honey ✨
✨ Bienvenue chez Bee Honey ✨

Nouvelle arrivage pour vous🌸👉🏻vous chercher des cadeaux ??🎁 👉🏻vous voulez être belle ??😱Voici quelques idées pour vous🤗🌸...
14/07/2026

Nouvelle arrivage pour vous🌸
👉🏻vous chercher des cadeaux ??🎁
👉🏻vous voulez être belle ??😱
Voici quelques idées pour vous🤗

🌸 Des cadeaux 🎁
🌸Des crayons cils
🌸 Des anti cernes
🌸Base de fond de teint
🌸 Eyeliner
et des plusieurs d’autres ........
Alors trouvez ce qui vous plait et n’hésitez pas à nous contacter ou envoyer nous un message 🤗
☎️0380963246 // 0386694515

Aty maso Ary☺️☺️Tonga ndray ny arrivage vaovao be ☺️✨👉👉Efa hivadika angatsika Zao ny andro ah !!!🥶👉👉 Ireto ary ny akanjo...
20/04/2026

Aty maso Ary☺️☺️
Tonga ndray ny arrivage vaovao be ☺️✨
👉👉Efa hivadika angatsika Zao ny andro ah !!!🥶
👉👉 Ireto ary ny akanjo mafana Sady mihaja tsara✨

❌Alefaso mp ary zay tinao fa mandray anao ampifalina izahay☺️❌
❌ Tandremo taraiky fa tsy misy maro ireo ❌

Coucou les filles 🤗 !!!!!ela ela ndray zay fa reto ndray misy arrivage tsara be✨💅👉👉Décorations pour ongles ✨💅🟢Tsara sady...
01/12/2025

Coucou les filles 🤗 !!!!!
ela ela ndray zay fa reto ndray misy arrivage tsara be✨💅
👉👉Décorations pour ongles ✨💅
🟢Tsara sady mafatifaty Kely izy reo
🟢Maro karazany ato
🟢Tode alefaso ary ny commande nareo e 🤗✨
❌Tandremo sode taraiky eeh ❌

reto ndray ary eee ❤️ 🟢Gloss tatoo 🟢Ny mapiavaka azy dia refa maina izy  de afak esorina ary mamoaka loko tsara be eo am...
04/11/2025

reto ndray ary eee ❤️
🟢Gloss tatoo
🟢Ny mapiavaka azy dia refa maina izy de afak esorina ary mamoaka loko tsara be eo am molotra💋
🟢Misy couleur maro afaka isafidianana tsra reo 😊💄
🟢 Prix efa tena amlay tsara be ahh 😊

❌Raha haka maro dia amboarina ny prix❌

❌Alefaso Mp ara ny commande sode taraiky eeh❌

Encore pour les filles !!!!!🤗 Bom à lèvres et rouge à lèvres mafatifaty Kely ndray reto 💄💋🟢Bom à lèvres 3000 Ar 🟢 Rouge ...
03/11/2025

Encore pour les filles !!!!!🤗
Bom à lèvres et rouge à lèvres mafatifaty Kely ndray reto 💄💋

🟢Bom à lèvres 3000 Ar

🟢 Rouge à lèvres 1500 Ar ou 6000 Ar
(mande am paquet 6000 Ar ary ny singany kousa no 1500 Ar)

❌Mp avy atrany ary eee❌

❌Mandray commande ary afaka manao livraison ❌

Mbola ho an'ny vehivavy atrany ireto☺️Pince à cheveux ☺️tsara sady mahafatifaty be , ❌maro karazana ato ary azo hisafidi...
02/11/2025

Mbola ho an'ny vehivavy atrany ireto☺️
Pince à cheveux ☺️tsara sady mahafatifaty be , ❌maro karazana ato ary azo hisafidianana tsara❌

Alefaso mp ary ny commande ooh☺️

Ireto ndray ara ny arrivage tsika androany e☺️Sady am ilay tena tsara io ahh ☺️❌Tsy manimba hoho❌🟢Marihina fa miaraka am...
02/11/2025

Ireto ndray ara ny arrivage tsika androany e☺️
Sady am ilay tena tsara io ahh ☺️

❌Tsy manimba hoho❌
🟢Marihina fa miaraka am colle izy io ary tena mitazona tsara tsy atahorana miala
🟢 Ongles adhésif
🛑Manao livraison soamantsara tompoko //🛑 afaka alaina am toerana misy anay ian kou (67ha)

❌❌ Alefaso ary ny commande sode taraiky❌❌

Sac banane kely😁Fripe 💥👌Prix :25.000Ar/125.000fmg
02/08/2025

Sac banane kely😁
Fripe 💥👌
Prix :25.000Ar/125.000fmg

Sac kely💥💥👌Fripe 💥Prix :20.000Ar/100.000fmg
02/08/2025

Sac kely💥💥👌
Fripe 💥
Prix :20.000Ar/100.000fmg

Trousse kely ho an’ny mpianatra na ihany koa mety atao Trousse de maquillage 😁😁Fripe 💥👌Prix :10.000Ar/50.000fmg
02/08/2025

Trousse kely ho an’ny mpianatra na ihany koa mety atao Trousse de maquillage 😁😁
Fripe 💥👌
Prix :10.000Ar/50.000fmg

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bee Honey posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share