E L L E

E L L E Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from E L L E, Baby & children's clothing store, Manjaka Ankadikely, Antananarivo.
(2)

Tongasoa eto @ pejy 🌸E L L E🌸

Asao ny namana iara-hiantsena ato, satria arakaraky ny isan'ny entana vidina no mampihena ny vidiny🥰

Any ivelan'ny Tana no misy anao ? 😉 Aza manahy fa tsy sakana iantsenana ato aminay izany 💖

Bon shopping 💖

💣🔥 Plus que 5  lots de 11 ensembles dispo 🔥💣Iza no aka azy oooo 😍💖 Livraison rahampitso 😍
10/07/2026

💣🔥 Plus que 5 lots de 11 ensembles dispo 🔥💣

Iza no aka azy oooo 😍💖 Livraison rahampitso 😍

Ao daoly ve ooooo 🌸🌸🌸🌸Andao ndray ary e 😍Anao liquidation kely zahay aloha an, alefa mora be ny ensemble 😍🌸Tonga d lot a...
09/07/2026

Ao daoly ve ooooo 🌸🌸🌸🌸

Andao ndray ary e 😍

Anao liquidation kely zahay aloha an, alefa mora be ny ensemble 😍🌸

Tonga d lot an (paquet) 😧😧 tolotra ity ihany no misy oe 100.000ariary mahazo ensemble (short et t-shirt) an-jaza maromaro 🌸😊

Tena tolotra tokana an, fa araraoty. Lamba coton tsara.

🚨 Opportunités pour Médecins Spécialistes à Djibouti 🚨📍 Gynécologue-Obstétricien(ne) : https://cvdropper.com/.../0fcc681...
07/07/2026

🚨 Opportunités pour Médecins Spécialistes à Djibouti 🚨

📍 Gynécologue-Obstétricien(ne) : https://cvdropper.com/.../0fcc681d81e11ea2b4471393e3cd6693
📍 Ophtalmologue : https://cvdropper.com/.../eb82de81717e60c8342e1770d2f9f475
📍 Gastro-entérologue : https://cvdropper.com/.../f24a6a3217a7b3f53d98c02bb34bd58b
📍 Médecin ORL : https://cvdropper.com/.../c7e0554eef3338f1ae9225af1062ff35

Une excellente opportunité au sein d'une clinique moderne à Djibouti-Ville.
💖 😍

Bonjour daholo,Ankoatran'ny varotra zay atao eto am'ity pejy ity an, dia miasa am société am resaka recrutement ihany ko...
07/07/2026

Bonjour daholo,

Ankoatran'ny varotra zay atao eto am'ity pejy ity an, dia miasa am société am resaka recrutement ihany koa aho.

Noho izany, aza gaga raha mahita tolotr'asa eto am pejy. Eto manko no maro mpanaraka kokoa noho ny compte perso, sady mivelatra kokoa.

Raha misy am reo offre d'emploi mivoaka eto mahaliana anareo mpanaraka, aza misalasala mandefa MP avy hatrany 🥰

Rehefa misy lien ahafahana mametraka candidature am reo tolotr'asa zaraiko, dia afaka mametraka CV avy hatrany ianareo.

Mankasitraka dia mirary soa hoantsika rehetra ary o

NB : tsy izaho na ny page E L L E no mitady olona hiasa an.

Efa manitra vacance be izy zany eee 😍💖🌸Aza tara ary fa mbola afaka manjifa foana an 😍🌸
06/07/2026

Efa manitra vacance be izy zany eee 😍💖🌸

Aza tara ary fa mbola afaka manjifa foana an 😍🌸

02/07/2026
📣Ampanaovy akanjo manjakely foana ny zaza an 💖
02/07/2026

📣Ampanaovy akanjo manjakely foana ny zaza an 💖

📣Mandefa  ivelan'Tana zahay an 😍Sady aterinay maimaim-poana  routière anie ny colis anareo e 🌸🔥🔥 Aza tara ary fa araraot...
29/06/2026

📣Mandefa ivelan'Tana zahay an 😍

Sady aterinay maimaim-poana routière anie ny colis anareo e 🌸🔥

🔥 Aza tara ary fa araraoty an, ny entana tsara kalitao mirary. 🔥

📣📣Ny zanakareo koa ve rehefa vacance dia mifoha maraina be, nefa t@mbola nianatra sarotra fohazina ery ? 😂😂😂 vacance zao...
28/06/2026

📣📣Ny zanakareo koa ve rehefa vacance dia mifoha maraina be, nefa t@mbola nianatra sarotra fohazina ery ? 😂😂😂

vacance zao ary, ampanaovy ensemble mahafatifaty kely foana zareo e💖😉

Hoan'ny ankizy atramin'ny 12 taona an🌸🙂

Midira MP ary raha andefa commande 🔥😍

Mitohy ny fahatapahan'jironay oo😥😥😥. Efa plus de 24h zayMerci JIRAMA (JIro sy RAno Manao Ahoana ?)  😭😭😭😭😭
27/06/2026

Mitohy ny fahatapahan'jironay oo😥😥😥. Efa plus de 24h zay
Merci JIRAMA (JIro sy RAno Manao Ahoana ?) 😭😭😭😭😭

Address

Manjaka Ankadikely
Antananarivo

Telephone

0337201458

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E L L E posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share