𝓞𝓱 𝓶𝔂 𝓼𝓪𝓬

𝓞𝓱 𝓶𝔂 𝓼𝓪𝓬 Des sacs? Des chaussures ? Des accessoires ? C'est ici 😍

Oh my sac😍Sac à bandoulière Charles and Keith cuir brun foncé ✨Afaka régler-na ny halavany🫠Misy cadeau grand sac miaraka...
07/11/2025

Oh my sac😍
Sac à bandoulière Charles and Keith cuir brun foncé ✨

Afaka régler-na ny halavany🫠

Misy cadeau grand sac miaraka amin'io🥹

65000ar pour deux sacs🎁 livraison gratuite 🚚
Mp na 0344135696

06/11/2025

Merci et félicitations aux gagnantes😍
Stéphie Samuel
Zoë Orgebine
Dia's Henderson
Ambinintsoa Lalanirina

Mankasitraka indrindra tamin'ny fandraisana anjara👏♥️
Ho an'izay tsy nahazo, aza matahotra fa mbola hitohy ihany ny lalaontsika ary avokatsika eto am page foana🥰

Araho tsy tapaka ny page😉

Manomboka rapitso ny vente-tsika🥹 satria efa ela no niandrasatsika azy. Miaraka am cadeau surprise 🤗✨

Bisous bisous daholo😘😘

Ataotsika Yas ny ray farany💖Go go go💫Sopapa : nombre impaire 😉
06/11/2025

Ataotsika Yas ny ray farany💖
Go go go💫

Sopapa : nombre impaire 😉

Alefa ndray ary❤️‍🔥
06/11/2025

Alefa ndray ary❤️‍🔥

Félicitations Stéphie Samuel 🥰 Ty ndray ary ny manaraka eh❤️‍🔥Aza adino ilay mention rehefa mahazo anh😍
06/11/2025

Félicitations Stéphie Samuel 🥰

Ty ndray ary ny manaraka eh❤️‍🔥
Aza adino ilay mention rehefa mahazo anh😍

Manaraka oh😍 Mi-capture en commentaire, miampy mention amis de alefako ny manaraka😘 Alefaaaaa🥰
06/11/2025

Manaraka oh😍
Mi-capture en commentaire, miampy mention amis de alefako ny manaraka😘

Alefaaaaa🥰

Ao ary alefatsika tsirairay😘Chiffre iray no takona ao🤭 commente raha nahazo😍
06/11/2025

Ao ary alefatsika tsirairay😘

Chiffre iray no takona ao🤭 commente raha nahazo😍

Bonsoir 😊 Raha tsy nety taminareo ilay Telma/Yas de ataotsika Orange ndray🥹Ho takomatsika ny chiffre iray farany amn'izy...
06/11/2025

Bonsoir 😊
Raha tsy nety taminareo ilay Telma/Yas de ataotsika Orange ndray🥹

Ho takomatsika ny chiffre iray farany amn'izy dimy🙈

Dia alefaso ny partage amin'izay mahazo daholo ny namantsika🥰

Avokatsika amin'ny 20:30 aveo😉💗

Hey mes chéries 💕Androany dia hanao défi kely isika 😍🎯 Tanjona :❤️ 100 J'ADORE👍 50 J'AIME🥰 50 SOLIDAIRE 🗨️ 50 PARTAGES /...
03/11/2025

Hey mes chéries 💕
Androany dia hanao défi kely isika 😍

🎯 Tanjona :
❤️ 100 J'ADORE
👍 50 J'AIME
🥰 50 SOLIDAIRE
🗨️ 50 PARTAGES / COMMENTAIRES

Raha vao tratra io tanjona io de...
Havoakako eto ilay cadeau ao amin’ny story ao 🎁

Jereo malaky ny story😍

👉 Tiavo, zarao, ary asio commentaire mba ho tonga haingana ny tanjona🎉

✨ Oh My Sac est de retour !Après une longue pause, découvrez nos sacs tendances et pleins de style 👜💖Même pendant la grè...
30/09/2025

✨ Oh My Sac est de retour !

Après une longue pause, découvrez nos sacs tendances et pleins de style 👜💖
Même pendant la grève, le style ne s’arrête pas 🌸

🎁 Des surprises arrivent très bientôt !

Restez connecté😉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓞𝓱 𝓶𝔂 𝓼𝓪𝓬 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share