Varotra Maro loko 2.0

Varotra Maro loko 2.0 Mpanao vente en ligne ve ianao? Artiste ve ianao? Tompona orinasa ve ianao? Inflienceur ve ianao? tianao ho hitann'ny olona ve ny zavatra ataonao?

Efa eto izahay aza misalasala manatona anay raha tianao hahomby ny Business-nao

Voaaro tsara amin'ny moka ny zazah🥰❤️Moustiquaire pliable pour bébé.Efa miaraka ondana kely sy matelas .Mora ampirimina,...
31/05/2026

Voaaro tsara amin'ny moka ny zazah🥰❤️
Moustiquaire pliable pour bébé.
Efa miaraka ondana kely sy matelas .
Mora ampirimina,afaka entina mandeha(pliable).

Ngeza tsara(antonona zaza 0 à 36 mois)

💥29 000ar💥Prix promotion,tsy miady varotra intsony.
28/05/2026

💥29 000ar💥
Prix promotion,tsy miady varotra intsony.

Efa tonga indray ny porte bébé.Amin'ilay mafy tsara.Misy ceinture ,tsy mampandreraka soroka loatra.Misy capuche, afaka e...
22/05/2026

Efa tonga indray ny porte bébé.
Amin'ilay mafy tsara.
Misy ceinture ,tsy mampandreraka soroka loatra.
Misy capuche, afaka esorina afaka apetraka.

Prix 55 000ar

‼️29 000ar‼️💫 Efa nahita  ilay kilalao manampy ny zaza hatory am-pilaminana ve ianao?Ity mobile musical berceuse tsara l...
19/05/2026

‼️29 000ar‼️

💫 Efa nahita ilay kilalao manampy ny zaza hatory am-pilaminana ve ianao?
Ity mobile musical berceuse tsara loko kely ity no afaka handrotsirotsy sy hampatory azy🎶👶

✅😱Prix promotion be

🔹 Misy feo malefaka mampatory no sady mihodikodina
🔹 Loko marevaka: Manampy amin’ny fivelaran’ny sainy.
🔹 Mora apetraka: efa misy support miaraka aminy, mety amin'ny fandrina tsotra
🔹 Manampy ny reny amin'ny fitaizana😍

⛔️Tsy mila courant na pile intsony fa fahanana fotsiny.( )

Sady mahafinaritra izy ity no mahasoa 😍

👉Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany raha mahalina anao
PRIX PROMOTION:29 000ar

📦 Afaka manao livraison eto Tanà,mandefa amin'ny faritra rehetra ihany koa.
☎️WhatsApp:034 89 146 53

Mahazo prix de Gros na maka 1 aza !Araraoty fa 29 000ar monja .💢Kilalao tonga lafatra ho an'ny zazakely🥰.💥Mandrotsirotsy...
26/04/2026

Mahazo prix de Gros na maka 1 aza !
Araraoty fa 29 000ar monja .

💢Kilalao tonga lafatra ho an'ny zazakely🥰.

💥Mandrotsirotsy ,mahavarina.
💥Loko ,natao marevaka mba hahavariana azy.
💥Mihodikodina no sady maneno,manampy amin'ny fivelaran'ny sainy😍.
💥Mandrotsirotsy,mampatory❣️.
💥Tsy mandeha pile,tsy mandeha courant fa fahanana tanana(manivelle)
💥Efa miaraka amin'ny support.

Sous carton👌
Mety tsara atao fanomezana💝

Manao livraison sy mandefa any amina'ny faritra rehetra.

Contact 032 17 804 31

📣📣Boost 7000ar, activé vao mandoha vola📣📣Page, publication, clips, vidéos, évènement. 🛑 Mizara maromaro anefa ny boost:-...
18/08/2024

📣📣Boost 7000ar, activé vao mandoha vola📣📣

Page, publication, clips, vidéos, évènement.
🛑 Mizara maromaro anefa ny boost:
- Boost interaction message ( atao betsaka ny message)
- Boost interaction publication (atao be réaction sy commentaire)
- Boost page ( fampitomboana jaime page sy followers)
- Boost video (fampitomboana vu, na koa fampitomboana message)

💔Koa ra liana ary ianao dia aza misala sala mifandray aminay.
Fa vonona ny andray anao izahay, contact: 034 74 007 98 ou mp

#

#100%EFFICACE

Salama fianakaviana 🌎👋🔴Ny Nosy Diomede (Little Diomede sy Great Diomede) dia nosy any amin'ny faran'ny tany an'i Rosia s...
18/08/2024

Salama fianakaviana 🌎👋

🔴Ny Nosy Diomede (Little Diomede sy Great Diomede) dia nosy any amin'ny faran'ny tany an'i Rosia sy Etazonia. Izy ireo dia fantatra amin'ny fananana ny elanelan'ny fotoana lehibe indrindra eran-tany (21 ora), na dia 3 kilometatra monja aza ny elanelany. 😳🌏

Izany dia satria izy ireo dia eo amin'ny andaniny roa amin'ny International Date Line izay miampita ny Oseana Pasifika ary manamarika ny sisintany eo anelanelan'ny andro iray sy ny manaraka.

Antsoina koa hoe “Nosy Rahampitso” (Rosia) sy “Nosy Omaly” (Etazonia) izy ireo.🤔

🤠🤝🆓🌎🕓✍🏽
aza hadinoina ny manisy J'aime sy miabonne ny pejy

Avelao izay handehaTsy ho voasakanao ny olona rehefa te hiala anao.❇️ Na hanao gentille be toy ny ahoana.❇️ Na hanao RS ...
02/08/2024

Avelao izay handeha

Tsy ho voasakanao ny olona rehefa te hiala anao.

❇️ Na hanao gentille be toy ny ahoana.
❇️ Na hanao RS aminy isan'andro
❇️ Na ho tambatambazanao toy ny ahoana.
❇️ Na homenao izay tiany rehetra.

Ekeko fa mafy ny miezaka manadino olona fa rehefa ny olona te hiala aminao dia tsisy zavatra mahatana azy ka aza mandany fotoana manambitamby ny olona tsy te hijanona.
Aza mandany fotoana amin’olona tsy te handany fotoana aminao.

Mila manaiky ny zava-misy dia avelao ny fotoana andeha

Izay mahasoa no ataovy.
Izay hampatsaratsara ny fiainanao no atao
Izay hampandroso sy hahasambatra no atao.

Réussir avec Martin

Zandriko ah❗️Namako ah❗️Tsy hoe tsy nahomby  ianao anio, dia tapitra  hatreo ny aminao.Tsy hoe tsy nahomby ianao anio, d...
30/07/2024

Zandriko ah❗️Namako ah❗️

Tsy hoe tsy nahomby ianao anio, dia tapitra hatreo ny aminao.
Tsy hoe tsy nahomby ianao anio, dia tsy misy fika intsony.
Tsy hoe tsy nahomby ianao anio, dia tsy hahomby mihitsy mandrakizay.

Ataovy antsaina ity :

👉🏾Ny tsy fahombiazana dia fahombiazana nihemotra fotsiny ihany. Tsy maintsy hahomby ianao rahampitso.

Noho izany. Aza kivy❗️
Minoa, manana faharetana sy finiavana hanohy, dia ahitsio izay tokony ahitsy.

EN AVANT.
ALEFA👊🏽

Zarao amin'ny namanao fa mety mahasoa azy.
Abonnéo ny pejy.

🪴🪴🪴🪴🪴🪴🪴🪴CELERI  sy ny tsy ambaratelony🌿🌿🌿🌿🌿🎋🎋🎋🐲MANALA RANO ANATY VATANA SY MITSABO OEDÈME (FIVONTOSANA )Miarahaba e .Ra ...
28/07/2024

🪴🪴🪴🪴🪴🪴🪴🪴CELERI sy ny tsy ambaratelony🌿🌿🌿🌿🌿🎋🎋🎋
🐲MANALA RANO ANATY VATANA
SY MITSABO OEDÈME (FIVONTOSANA )

Miarahaba e .

Ra toa la misy rano ao anaty Vatana toy ny tongotra lasa mivonto .
Havokavoka misy rano
Fo misy rano ( gros coeur )
Kibo tsy mety mihena noho ny rano ao anatiny fa tsy tavy Hay izy ireny indraindray ....
Dia ity no torohevitra omeko anao anio .
Celeri no ilaina .

ZAVATRA ILAINA :

❤️ Céleri 1 tanana

❤️ Rano 1 litatra sy fahefany

❤️ Citron 1 sotro Kely .

FANAO AZY

Ampangotrahina ilay céleri 4 mn .

Tantavanina .

Avela mafana sisa Dia asiana citron Kely io .

Sotroina daholo 1 litatra isan'andro .

Atao 7 andro .

Mijanona Kely 3 andro .

Misotro indray 7 andro

Mijanona 3 andro

Misotro 7 andro farany .

Mety ilay 7 andro faharoa no efa mahita fahasalamana ianao .
Fa saingy tohizo ihany hatramin'ny farany .

Dia izay .

FANAMARIHINA

❤️ Manampy ny fitsaboana fibrome sy myome koa izy ity .
Satria fivontosana anaty Vatana izy ireny .

❤️ Manampy ireo mpisotro toaka mivontovonto ireny koa ity .

❤️❤️❤️

Dia Mirary fahasalamana mamiratra tompoko .
Zarao 🥰🥰

Address

Anosizato Ouest
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra Maro loko 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share