fashion Sayian

fashion Sayian ✨ Tendance & variété pour toutes vos envies ✨

📍 Magasin Irréssitible Behoririka, box 108

🔎 Explorez la mode autrement !
(1)

23/06/2026

🔥 LIVE JOGGING LUXURY IZAO! 🔥

Tonga ny jogging tendance, qualité ambony ary prix tena mirary 😍

Aza tara fa maro ny modèle sy taille azo isafidianana! ❤️

20/06/2026
20/06/2026

🌸 Coucou les filles ! 🌸

❄️🥶 Tonga ny hatsiaka… fotoana izao hiarovana ny tenanao sady hitazomana ny style-nao! 🧢✨

Efa tonga ny BONNETS vaovao 🤩🧢 mafana tsara, malefaka ary manara-penitra mba hiarovana anao amin’ny hatsiaka sady hampisongadina ny style-nao. ✨😍

✅ Mafana tsara
✅ Qualité au top
✅ Mety amin’izao andro mangatsiaka izao

🚚 Livraison disponible

📞 Commande & renseignements :
034 64 732 77

⚠️ Stock limité, aza tara

🧢 “Restez au chaud, restez stylées !”

20/06/2026

🔴 En direct izao!

Tongava maro e! Misy surprise sy lalao kely miandry anao. ❤️✨

🔥 LIVE DANS UNE HEURE 🔥Mesdames, êtes-vous prêtes ? 😍✨Rendez-vous dans une heure pour découvrir nos nouveautés, nos coup...
20/06/2026

🔥 LIVE DANS UNE HEURE 🔥

Mesdames, êtes-vous prêtes ? 😍✨

Rendez-vous dans une heure pour découvrir nos nouveautés, nos coups de cœur et profiter de belles surprises en direct !

❤️ Invitez vos amies et rejoignez-nous nombreuses !

📍 Fashion Sayian

18/06/2026

🔴 LIVE IZAO!

Tongava maro fa hisy modely sy arrivage vaovao aseho mivantana! 😍

🎁 Jeu sy surprise kely ho an’ireo manaraka ny live
💬 Aza misalasala mametraka fanontaniana
❤️ Inviteo ny namanao ary partageo ny live

Miandry anareo ao amin’ny LIVE! ✨

✨ FASHION SAYIAN EN LIVE ✨📅 Rahampitso🕧 Amin’ny 12:30Aza adino ny fotoana fa hisy:👗 Akanjo sy modèle vaovao👜 Articles te...
17/06/2026

✨ FASHION SAYIAN EN LIVE ✨

📅 Rahampitso
🕧 Amin’ny 12:30

Aza adino ny fotoana fa hisy:
👗 Akanjo sy modèle vaovao
👜 Articles tendance
💥 Prix spécial sy surprise maro

Tongava maro ary asao ny namana hanaraka ny Live! ❤️

📲 Fashion Sayian

✨ JUMPSUIT JOGGING VAOVAO ✨🐆 Modely vaovao sady tena manintona!Tsy dia mbola fahita firy, ka miavaka tsara rehefa anaova...
16/06/2026

✨ JUMPSUIT JOGGING VAOVAO ✨

🐆 Modely vaovao sady tena manintona!
Tsy dia mbola fahita firy, ka miavaka tsara rehefa anaovana. 😍

🔥 Confortable
🔥 Tendance
🔥 Mety amin’ny sortie sy andavanandro

💬 Tinareo ve ity jumpsuit jogging ity?

📩 Raha tianareo dia alefaso avy hatrany ny commande fa voafetra ny isan’ny tonga!

📞 034 64 732 77
🚚 Livraison disponible

🐆✨

Address

Magasin Irrésistible Behoririka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when fashion Sayian posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share