12/02/2026
Hello👋 Febroary 🥰
⛔Ireto indray ny Pantalon Classe Homme👖 antsika
Amin'ny sary tsirairay avy ny taille et tour de taille, hauteur
❌Chemise 👔Homme ihany koa📌 12000 ar avokoa
❌Misy Pantalon Classe Garçon koa a.
⛔ Ary izao, aza adino fa misy fihenam bidy 12 % ho an'ireo izay maka mihoatra ny 3.
👍Mp avy hatrany ary e na ny 033 97 559 54.