Maman’i Yandriss

Maman’i Yandriss Mivarotra melamine en carton, détails sy en gros,brocante européenne, Vilany, Golden céramic, lamaody sy karazana friperie 1ér choix @ vidiny mirary.
(5)

Manasa anao hi-abonné ny pejy fa mahafinaritra foana ny fiarahana indrindra mandritra ny LIVE🙏❤️

Arahabaina nahatratra ny Asaramanitra isika Malagasy rehetra ❤️Mirary fety sambatra ô🙏
26/06/2026

Arahabaina nahatratra ny Asaramanitra isika Malagasy rehetra ❤️
Mirary fety sambatra ô🙏

24/06/2026

Tohiny ato Ary
Tsindrio ny cœur ❤️

24/06/2026

Amaz bomba be

JP fakampanahy🙈😅 santionany fotsiny fa mbola eo amperiny fanaovana montage ny équipe dia izay vita mandrapahatongan Ora ...
24/06/2026

JP fakampanahy🙈😅 santionany fotsiny fa mbola eo amperiny fanaovana montage ny équipe dia izay vita mandrapahatongan Ora no fanampinireo ry malala a❤️
Ny kojakoja tsy adino an😁
Ilay ventilo sady speaker no sady retraretra kou efa tazako ao😍

Rehefveo mihaona❤️

Retour Amaz❤️Manja e😍 Mankasitraka hatrany zareo a🙏
24/06/2026

Retour Amaz❤️
Manja e😍 Mankasitraka hatrany zareo a🙏

Bonsoir malala a❤️ Tsy tafiditra live aho anio fa tratra hariva namonjy GRADUATION DAY sy 5e ANNIVERSAIRE ny école ity o...
23/06/2026

Bonsoir malala a❤️

Tsy tafiditra live aho anio fa tratra hariva namonjy GRADUATION DAY sy 5e ANNIVERSAIRE ny école ity olona kely ity😍
Rapitso ataon-tsika mlay be ny fiarahana a🙏

Bonne soirée daholo🫶🏻

22/06/2026

Brocante mixte

Efa Miandry avant goût fatratra ianareo Izay ô🥰Live brocante mixte indray aloha isika avy eo ry malala a❤️ izao ny patin...
22/06/2026

Efa Miandry avant goût fatratra ianareo Izay ô🥰
Live brocante mixte indray aloha isika avy eo ry malala a❤️ izao ny patiny e😍

Rendez-vous 19H30

Tratry ny fetin'ny Ray daholo ry Mr Mme Papa a🙈🥰 (anisany anitsian izy ireo ahy foana eo aminy live, Mr oa😅) Mahafinarit...
21/06/2026

Tratry ny fetin'ny Ray daholo ry Mr Mme Papa a🙈🥰 (anisany anitsian izy ireo ahy foana eo aminy live, Mr oa😅) Mahafinaritra ianareo e🫶

Singaniko manokana koa ity olona iray ity, raha tsy nasiatsiaka, natahorana izy ity dia mety tsy toy izao ny tena hihi
Mirary soa ho anareo aminy adidy aman'andraikitra sahanina🙏 ho tahiana manokana amin'ity anio ity❤️

20/06/2026

Coucou. Ato Ary ô
Manja be hatrany

Address

Andraisoro
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman’i Yandriss posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share