Tsara Fit

Tsara Fit Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara Fit, Design & Fashion, Antananarivo.

Tsara Fit — Des vêtements créés pour vous faire sentir bien, à l’intérieur comme à l’extérieur. 🌟 Trouvez votre style avec des pièces modernes et confortables. 🛒

Disponible à stock limité
23/05/2025

Disponible à stock limité

Fotoana tahaka izao ny fanamporofoana ny fitiavana an'i neny. 🥰🥰Indro misy cadeau mahafatifaty miala @ mahazatra omena a...
22/05/2025

Fotoana tahaka izao ny fanamporofoana ny fitiavana an'i neny. 🥰🥰
Indro misy cadeau mahafatifaty miala @ mahazatra omena azy.
Ho henony vatany ny fo nanolotra rehefa mafana tsara izy ao anatiny.

Couleur : gris-beige-rouille 💐

Stylé en jogging 😍😍😍Manomboka mangatsiaka ny andro, mivoaka daholo indray ireo lamba mafana rehetra. Fomba miavaka kely ...
08/05/2025

Stylé en jogging 😍😍😍
Manomboka mangatsiaka ny andro, mivoaka daholo indray ireo lamba mafana rehetra.
Fomba miavaka kely miala @ mahazatra ireto raha toa ka hanao jogging ivoaka ny trano iaraka@ namana na andeha hiasa ihany koa.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Fit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share