Confection Sambatra

Confection Sambatra Vita Malagasy
Confection t-shirt, sans manche, ... 100% coton; Serigraphie. confection t shirt et serigraphie artisanale

17/11/2020


Asa tananay hita tany ho any :-)
Manentana antsika hatrany anjifa ny vita malagasy


ps: merci beaucoups pour la photo !

17/11/2020


Asa tananay hita tany ho any :-)
Manentana antsika hatrany anjifa ny vita malagasy
BONNE SEMAINE A TOUS


ps: merci beaucoups pour la photo !

Aloalo Baobab ,  100% cotonVitanay Vita Malagasy
15/01/2020

Aloalo Baobab , 100% coton
Vitanay
Vita Malagasy

07/01/2020

Samy manana t shirt souvenirs vacance daholo angamba isika o ๐Ÿ˜Š

Mirary soa eee

Mankasitraka anareo rehetra nanohana anay hatrany eMisaotra manokana an ireo mpanjifa ny asa tananay DIA SAMY AHATRATRA ...
24/12/2019

Mankasitraka anareo rehetra nanohana anay hatrany e

Misaotra manokana an ireo mpanjifa ny asa tananay

DIA SAMY AHATRATRA NY NOELY SY TAONA VAOVAO E !

Mangina ny fety tamin ity taona ity e Anjakan ny vita sinoa ny tsena fa mba tohano ny vita malagasy ooo
17/12/2019

Mangina ny fety tamin ity taona ity e

Anjakan ny vita sinoa ny tsena fa mba tohano ny vita malagasy ooo

Vita malagasy , 100% COTONMade in Madagascar , 100% COTON
22/10/2019

Vita malagasy , 100% COTON
Made in Madagascar , 100% COTON

Asa tanana artizanaly malagasy Mirary herinandro mahafinaritra tompoko
07/10/2019

Asa tanana artizanaly malagasy
Mirary herinandro mahafinaritra tompoko

Malagasy izy 2 , ary mankafy ny vita malagasy ๐Ÿ’‘Misaotra amin ny sary Aina Nomena a !
22/09/2019

Malagasy izy 2 , ary mankafy ny vita malagasy ๐Ÿ’‘
Misaotra amin ny sary Aina Nomena a !

Look vacance zegny boko mibalabala any amin ny plage .
18/09/2019

Look vacance zegny boko mibalabala any amin ny plage .


Bon week end
14/09/2019

Bon week end

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Confection Sambatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Confection Sambatra:

Share