Renty Raitra Fashion

Renty Raitra Fashion 👗👜 RENTY RAITRA Fashion 👖👞

Manome anao ny tsara indrindra hatrany!

☎️ 033 23 217 78 - 037 57 377 14

✨👗 **Minirobe tendance eto @ Renty Raitra Fashion** 👗✨💸 Manomboka amin'ny 8.000 Ar dia afaka mianjaika ianao.🔥 Sexy • Cl...
29/03/2026

✨👗 **Minirobe tendance eto @ Renty Raitra Fashion** 👗✨

💸 Manomboka amin'ny 8.000 Ar dia afaka mianjaika ianao.
🔥 Sexy • Classy • Stylé

⚡ Stock limité!
📩 MP avy hatrany ary na antsoy ny 037 57 377 14

💖 Ataovy miavaka ny style-nao!

12/03/2026

Promotion be r'ireto an! 😍 Mini-robe mahafatifaty kely nefa tena mora an! 🩱🥻👗
mp avy hatrany izay hikaomandy na antsoy ireto :
☎️ 033 23 217 78
☎️ 037 57 377 14

✨ Tonga ny Mini-Robe vaovao eto aminay! Stylé 👚 Miavaka 👗 Mora vidy Misy modèle maro azo hisafidianana ireo ka aza tara ...
11/03/2026

✨ Tonga ny Mini-Robe vaovao eto aminay!

Stylé 👚 Miavaka 👗 Mora vidy

Misy modèle maro azo hisafidianana ireo ka aza tara an! 😍 Efa eo amin'ny sary avokoa ny prix sy ny taille 👗

📩 Alefaso mp ny commande ❤️

09/03/2026

“Tsy ny akanjo no mahatonga anao ho tsara tarehy, fa ny fahatokisanao tena rehefa mitafy azy.”

07/03/2026

“Ny style tsara dia tsy miankina amin’ny vola, fa amin’ny safidy."

05/03/2026

“Ny fitafy dia fiteny mangina, fa mahavita mitantara ny toetranao.”

04/03/2026

✨ “Ny fitafiana dia tsy manarona vatana fotsiny, fa maneho ny maha-ianao anao.” ✨

04/03/2026

"Aza miandry fotoana tsara fa ataovy tsara ny fotoana anananao"

✨ Petit sac en raphia artisanalUn accessoire charmant et pratique, idéal pour sublimer votre style au quotidien !🔸 Taill...
28/05/2025

✨ Petit sac en raphia artisanal
Un accessoire charmant et pratique, idéal pour sublimer votre style au quotidien !

🔸 Taille moyenne : environ 30 x 40 cm
🔸 Couleurs élégantes : grenat ❤️ et beige 🤎
🔸 Motif : géométrique raffiné 🔷
🔸 Anses : en cuir robuste 👜, confortables et durables
🔸 Décoration : pompon décoratif 🎀 pour une touche d’originalité
🔸 Style : parfait pour vos sorties décontractées ou vos balades en ville 🏙️

🛍️ Commandes disponibles
📩 Prix sur message privé
🚚 Frais de livraison à partir de 3 000 Ar pour Antananarivo Renivohitra

Address

Anosibe Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Renty Raitra Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share