Gymtest

Gymtest Chez Gymtest, nous explorons, évaluons et testons chaque salle de sport à Antananarivo pour vous aider à atteindre votre corps de rêve 💪
|| Testez. Transpirez.

Transformez. ||

Disponible 🫶🏼✨Mp vite ✅
21/05/2026

Disponible 🫶🏼✨

Mp vite ✅

💪 RAHOAVIANA IHANY ARY ???1️⃣ « Tsy manam-potoana aho » ⏰: 20 minutes fotsiny anie de efa mety eh !2️⃣ « Vizaka be aho z...
20/05/2026

💪 RAHOAVIANA IHANY ARY ???

1️⃣ « Tsy manam-potoana aho » ⏰
: 20 minutes fotsiny anie de efa mety eh !

2️⃣ « Vizaka be aho zani » 😴
: Ny sport anefa manome hery ho anao !

3️⃣ « Lafo be ny séance » 💰
: Tsy voatery mandeha salle : YouTube sy vidéo Tik Tok !

4️⃣ « Tsy aiko ny hanombohana azy » 🤷
: Tsotra kely : Manaova tsemboka fotsiny !

5️⃣ « Zah tsy tia sport» 😒
: Manaova ary Danse, Randonnée etc...

6️⃣ « Mahamenatra be » 👀
: Menatra daholo ny rehetra tamin'ny vao nanomboka !

7️⃣ « Tsy mahita vokatra » 📉
: La régularité > l’intensité.

8️⃣ « Mangatsiaka be ny Andro » 🌡️
: Akaro kely ny temps d'entraînement dia misotroa rano betsaka !

9️⃣ « Za dia taizan'aretina » 🏥
: Hanontanio dokotera hoe inona ny sport afaka hataonao !

🔟 « Lundi amin'izay » 📅
: Maninona raha rahariva !

---

🔥 NY SECRET :
Tsy mila motivation ianao fa Mila discipline !
Ary tsy ny olondrehetra no vonona hitaiza vatana 😉👟

⚠️: METY MISY TSY CAS ANAO IREO AN !!!!

😄

Nareo oa milay 😍❤️
20/05/2026

Nareo oa milay 😍❤️

Sakafo hariva tsotra kely ❤️‍🔥🥑 Avocat + 🍋 Citron +🥚 Œufs👉 BON KOTRANA 🚴🏽‍♂️ZAHAY MAHATOKY ANAO💪
19/05/2026

Sakafo hariva tsotra kely ❤️‍🔥

🥑 Avocat + 🍋 Citron +🥚 Œufs

👉 BON KOTRANA 🚴🏽‍♂️
ZAHAY MAHATOKY ANAO💪

Hataovy ao anaty com’s ngeh 😂1) Mahia2) Bota BON KOTRANA ✅MAHATOKY ANAO IZAHAY✅
19/05/2026

Hataovy ao anaty com’s ngeh 😂
1) Mahia
2) Bota

BON KOTRANA ✅
MAHATOKY ANAO IZAHAY✅

🥲😂🤣🤣🤣Coucou toi
18/05/2026

🥲😂🤣🤣🤣Coucou toi

Vendredi joli en salle 😁🤎Ary nareo ? 😂
15/05/2026

Vendredi joli en salle 😁🤎

Ary nareo ? 😂

Bon appétit oh 🥰🤎
15/05/2026

Bon appétit oh 🥰🤎

🥲🤣Bon vendreday
15/05/2026

🥲🤣Bon vendreday

Ny ankamaroan’ny vehivavy tsy dia tia manao exercices maka ambony…Fa maninona ary ? 🤔
14/05/2026

Ny ankamaroan’ny vehivavy tsy dia tia manao exercices maka ambony…Fa maninona ary ? 🤔

🔥 Idée Collation 📣Ity mélange noix sy fruits secs ity dia tena tsara ho an’ny mpanao fanatanjahantena ary afaka atao col...
14/05/2026

🔥 Idée Collation 📣

Ity mélange noix sy fruits secs ity dia tena tsara ho an’ny mpanao fanatanjahantena ary afaka atao collation tsara 🥰

✨ Ireto ny tombontsoa azony :

1️⃣ Manome hery voajanahary ⚡
Ny raisins secs sy fruits séchés dia manome énergie haingana aloha na aorian’ny sport.

2️⃣ Manampy amin’ny fananganana hozatra 💥
Ny noix, noix de cajou ary cacahuètes dia misy protéines manampy ny muscles hihamatanjaka sy hamerina hery.

3️⃣ Misy “bonne graisse” tsara ho an’ny vatana ❤️
Tsara ho an’ny fo sy ny endurance rehefa manao sport.

4️⃣ Be magnésium sy minéraux 🏋️
Manampy hisoroka crampes sy havizanana.

5️⃣ Mahavoky nefa healthy 😋
Tsara atao goûter tsara

6️⃣ Manampy récupération 🍇
Ny baies sy fruits secs dia misy antioxydants manampy ny vatana ho sitrana aoriany kotrana.

7️⃣ Mora entina 🎒
Afaka entina any am-piasana, salle, na rehefa mandeha.

‼️Énergie naturelle • Protéines • Performance ✨

Bon kotrana daholo !

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261326509840

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gymtest posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gymtest:

Share