22/05/2025
Mangataka izahay mba haparitaka ity vidéo ity
Mpangalatra telephone tratran'ny caméra de surveillance tao amin'ny toeram-pivarotana lamba iray Behoririka.
Madame mitazona zaza io no tompon'ny telephone ....Sendra mba hijery lamba tao amin'ny boutique .....kay tonga ireto andian'olona maro (4) ....otran'ny hijery zavatra ao ihany koa ry zareo kanefa mpangalatra .
Efa nametraka fitorina n'y tompon'ny telephone fa kosa mangataka Isika rehetra ato mba hanara-maso any amin'ny Fiaraha-monina misy Antsika sao mba fantatrantsika ireto andian'olona mpangalatra ireto .
Mangataka izahay mba haparitaka izao vidéo izao....!
source :Bebotsy Laurice