"Sambatra ny madio fo fa ho azy ny fanjakan'ny lanitra"
Tongasoa eto amin'ny pejy💗
08/06/2026
zany ony e😅🤣🤣
08/06/2026
Coucou daholy🥰🥰🥰
Mba valio fa aza de miavonavona eo🤣🤣🤣
07/06/2026
Pull ouvert manja be. Pas plus de 9.000ar. Manomboka 5.000ar de mahazo. Jp commentaire
07/06/2026
Hisy live tampotampoka tsika aveo amin'ny 14h fa miomana daholo. Misy cadeau omena izay manao achat voalohany ary remise hoan'izay manao achat faha 2 sy fahatelo😘😘 de farany ny prix antsika ao tena oe pas plus de9.000ar satria miantomboka amin'ny 5.000ar de mahazo pull. Ao anaty live ihany nareo no mahazo andreo prix reo fa rhf tapitra ny live de miverina prix normal isika. Ireto ny santinonany fa mbola maro modèle ho itantsika ao aveo. 14h fotoanantsika aza adino
07/06/2026
Coucou daholo nareo ato. Itanareo reto pull tsara be reto ataoko 8.000ariary au lieu de 10.000ariary
Manankery manomboka androny ka hatramin'ny Mardi izy io fa rhf tapitra io de miverina 10.000ar indray izay itanareo ao😊😊
Alefaso ny commande ary sao ts mahazo😘😘
Manao livraison zahay an
Be the first to know and let us send you an email when Maddy Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.