Ndao hianjaika

Ndao hianjaika Ndao hifampizara fahaizana @ resaka lamaody sy fanjairana

Couture, partage de tuto et de patron, commande de pièce unique et sur mesure, particulièrement pour les femmes rondes qui s'assument et veulent être à la mode

Into indray kosa ary ny fomba fandraisana ny refy tsirairay avy
27/11/2016

Into indray kosa ary ny fomba fandraisana ny refy tsirairay avy

Voalohany indrindra dia mila mahalala ny mensuration na taille misy antsika isika, manomboka taille 34 ka hatrany @ 60, ...
27/11/2016

Voalohany indrindra dia mila mahalala ny mensuration na taille misy antsika isika, manomboka taille 34 ka hatrany @ 60, io ambany io ary misy tableau manome ny refy tsirairay avy ilaina @ fanjairana, marihako aty am-piandohana fa izaho tompon'ny pejy dia femme ronde nohoizany dia à base taille 44 izany ny ankamaroan'ny modely asehoko eto, misy ihany anefa ny exception

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao hianjaika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share