Frip’Addict

Frip’Addict La page "Frip'Addict" est un chasseur de pièces uniques pour des personnes uniques. Rendre chacun stylé et tendance sans se ruiner.

👜 Mode de seconde main importée d’Europe • Sélection unique & stylée
♻️ Fripes de qualité
👖 Jeans | 👗 Robes | 👚 Hauts stylés
🔥 Des pièces qui claquent, sans brûler votre portefeuille 💳
🚚 Livraison partout à Madagascar

Lasa indray ary isika an! 🤗Mp avy hatranyLivraison demain, mandefa @ faritra
10/08/2026

Lasa indray ary isika an! 🤗
Mp avy hatrany
Livraison demain, mandefa @ faritra

10/08/2026

Arrivage rahariva à 17h30 an 😍

Sao tsy hitanareo ary ity!Bas Style porte- feuilleEfa vizaka mihitsy namoaka io fente io 😅Livraison, mandefa @ faritra
06/08/2026

Sao tsy hitanareo ary ity!
Bas Style porte- feuille
Efa vizaka mihitsy namoaka io fente io 😅
Livraison, mandefa @ faritra

Aza mandeha lavitra fa tsy ho ela 😘
06/08/2026

Aza mandeha lavitra fa tsy ho ela 😘

Tena tsara reto ity sortie de lit ity ah! 🥰✅️Izay taille M na L ao mety tsara aminy
05/08/2026

Tena tsara reto ity sortie de lit ity ah! 🥰
✅️Izay taille M na L ao mety tsara aminy

Tonga  anay ooo 🤗🍒🍒Robes mixtes coton, viscose sns...🍒🍒Mp haingana ary oLivraison demainMandefa @ faritra
02/08/2026

Tonga anay ooo 🤗
🍒🍒Robes mixtes coton, viscose sns...🍒🍒
Mp haingana ary o
Livraison demain
Mandefa @ faritra

01/08/2026

Tena ialana tsiny les Manja fa tsy tratra androany ilay arrivage fa misy manahirana kely 🙏
Demain à 10 heures indray 😘

Ity ve tsy tianareo retoTena trop Manja ity✅️Izay taille M aoMp avy hatrany
01/08/2026

Ity ve tsy tianareo reto
Tena trop Manja ity
✅️Izay taille M ao
Mp avy hatrany

31/07/2026

Ianareo koa ve indraindray rehefa anontanin’i Ramose hoe ary vaovao ity akanjo ity fa mbola tsy hitako dia mamaly koa hoe efa ana novidiako elabe tao ity fa tsy hitanao 😅
ARRIVAGE INDRAY ISIKA DEMAIN 😘

29/07/2026

Izay maka articles 3 miakatra mahazo livraison gratuite o 🤗

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Frip’Addict posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category