Mihaja Tiana MDG

Mihaja Tiana MDG ✨ Boutique en ligne proposant des divers articles aesthetic disponible de suite pour femmes ❤️😘

Bonjourrrr ✨Rapitso dia lundi indray ny livraison antsika sao misyy hanontany ahy eo ndray oe sao mba possible re 🥹🙄Mba ...
10/04/2026

Bonjourrrr ✨

Rapitso dia lundi indray ny livraison antsika sao misyy hanontany ahy eo ndray oe sao mba possible re 🥹🙄

Mba recuperer’ko re 🤧🤥

Nareo reto an 👀
Alefaso commande aingana. ✅

Sao asitsika arrivage amin’ity ry zareo 👀😎Tena mangatsiaka ilay vao maraina kou 🤧🤥Sa ve hoe mbola mibonoka bodofotsy nar...
09/04/2026

Sao asitsika arrivage amin’ity ry zareo 👀😎

Tena mangatsiaka ilay vao maraina kou 🤧🤥
Sa ve hoe mbola mibonoka bodofotsy nareo fa za ihany no maheno anzany 🙄

✨ BEST SELLER ✨Fa mbola be dia be ahoana ianareo no tsy manana azy ity e 😱👀Niverina ho best seller antsika indray ity Ha...
08/04/2026

✨ BEST SELLER ✨

Fa mbola be dia be ahoana ianareo no tsy manana azy ity e 😱👀

Niverina ho best seller antsika indray ity Haut à noeud tsarakeli ity ❤️🥰

✨ Bonjourr bonjour Vita iny ny fety fa ato indray aloha 😁Efa lasa ny livraison androani an 😉☺️Hoan’izay hanao commande i...
08/04/2026

✨ Bonjourr bonjour

Vita iny ny fety fa ato indray aloha 😁
Efa lasa ny livraison androani an 😉☺️

Hoan’izay hanao commande ihany koa, efa afaka mandray ny commande ´nareo izahay 😎❤️

05/04/2026

Joyeuses Paques tout le monde ✨

Maka aina keli aloha fa repotry ny asa e 😎❤️

Mardi indray isika mihaona ❤️

❌ LIVRAISON AVANT PAQUES ❌Ireo indray no dispo manaraka dia aza alefa indray ny commande dia avy eo rapitso vao hoe mbol...
03/04/2026

❌ LIVRAISON AVANT PAQUES ❌

Ireo indray no dispo manaraka dia aza alefa indray ny commande dia avy eo rapitso vao hoe mbola manao livraison ve 🙄🤧

Efa miteny ah izayyy 👌🤥😂

02/04/2026

❌ Efa miteny ah hoe alefaso ny commande dia aterinayyyy 🙄❤️

Zao ny miandry andri ra mbola mafy loha eo ihany 🙄😂

Fa dia bevoka tao daholo marina ianareo omaly anie 🤧😂Naninona ara no bevoka indray no be mpisafidy indrindra tamin’ity 2...
02/04/2026

Fa dia bevoka tao daholo marina ianareo omaly anie 🤧😂

Naninona ara no bevoka indray no be mpisafidy indrindra tamin’ity 2026 ity 👀😎!?

Story tiiiiiiiime ✨Tsy mety hipetraka mihitsyy ilay volo dia nataoko ohatran’izao 😱🤧😂Tadidinareo ve ity sanga mizara roa...
02/04/2026

Story tiiiiiiiime ✨

Tsy mety hipetraka mihitsyy ilay volo dia nataoko ohatran’izao 😱🤧😂

Tadidinareo ve ity sanga mizara roa eo an-tapony ity 😂😂😂

Bon jeudi Saint daholo ❤️

Masosotra koa ilay poisson d’Avril ka 🤧🤥🥹Fa nareo koa aloha dia tena betsaka no liana e 👀😎😱Fa maninona zao raha mba vidi...
01/04/2026

Masosotra koa ilay poisson d’Avril ka 🤧🤥🥹

Fa nareo koa aloha dia tena betsaka no liana e 👀😎😱
Fa maninona zao raha mba vidiana ilay izyyyy 🙄🥰

Raha mba tena izy daholo izao ireo JP EN COMMENTAIRE ireo an 😎🥰

❌ ALERTE DESTOCKAGE ❌10.000ar 😱👀Oui 10.000ar oaaaaaa 😎Frais de livraison 5000ar partout ✅
01/04/2026

❌ ALERTE DESTOCKAGE ❌

10.000ar 😱👀

Oui 10.000ar oaaaaaa 😎

Frais de livraison 5000ar partout ✅

✨ Bonjouuuur ✨Manimanitra fety izy izany ry reto 😎🥰Maro be ianareo no manontany informations momba ity toerana ity  😉☺️K...
01/04/2026

✨ Bonjouuuur ✨

Manimanitra fety izy izany ry reto 😎🥰

Maro be ianareo no manontany informations momba ity toerana ity 😉☺️

Koa indro ara ny numero ahazoana an’ny zareo ✅
❌ 034 38 703 92 ❌

Bonne journée olo jiaby ❤️

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mihaja Tiana MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share