Tia lamode

Tia lamode astuce

Manify ny volonao??tapatapaka?torohevitra tsotra nefa mahomby no atoroko anao mba hampatevina azy sy hampaniry azy ihany...
12/01/2018

Manify ny volonao??tapatapaka?torohevitra tsotra nefa mahomby no atoroko anao mba hampatevina azy sy hampaniry azy ihany koa.

Zavatra ilaina :
Ovy 3
Tamenak'atody iray
Tantely pur 1 sotrokely

Fomba fampiasa

Mixena amin'ny rano mahadifotra azy ny ovy ..alaina ilay ranony iny dia afangaro amin'ny tamenak'atody sy tantely iray sotro kely

Atao masque mandritran'ny 30 min sady arahana otra 5min
Atao in-2 \semaine..

Zarazarao sao mahasoa ny hafa...
Raha misy fanontaniana tianao apetraka dia mandefasa MP amin'ny page ..mazotoa ary

Ny gel an'ny vahona dia mampiverina ny boucle an'ny volonao ra sanatria simban'ny fer ny volonao ka tsy mety manome bouc...
11/01/2018

Ny gel an'ny vahona dia mampiverina ny boucle an'ny volonao ra sanatria simban'ny fer ny volonao ka tsy mety manome boucle intsony...ho an'ny volo frisé izany.
Fomba fampiasa azy dia tsotra.alainao ny vahona dia silahina amin'ny antsy dia ilay ranony madity iny no ahosotra amin'ny volo...
Manala angadrano iany koa ny vahona...
Zarazarao amin'ny namana ary sao dia mahasoa ny hafa.:)
Aza adino ny mi-like ny page.;)

Astuce manalava volo ... A base d'un seul ingrédient : oignon.. Rapena n tongolo dia tsihifina ny ranony ...ahosotra ami...
11/01/2018

Astuce manalava volo ...
A base d'un seul ingrédient : oignon..
Rapena n tongolo dia tsihifina ny ranony ...ahosotra amin' volo dia alona mandra-maraina ...sasana otrn mazatra NY ampitso ..

Manao bain d'huile arakarakan'ny volonao ihany koa... (Huile de coco,huile de ricin,huile d'olive)

A partager..😚
Aimer la page pour plus d'astuce..

Comment faire pour avoir des cheuveux long tres vite?? Vous avez besoin d'astuce? Passer en commentaire ou en Message pr...
30/12/2017

Comment faire pour avoir des cheuveux long tres vite?? Vous avez besoin d'astuce? Passer en commentaire ou en Message privé..

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia lamode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share