07/01/2026
Ireto ireo fotoana mamy niarahana nandritra ny lanonana “Chic & White Countdown” tao amin’ny Hotel Restaurant Eucalyptus Ampefy ✨🤍
Lanonana iray izay nokarakarain’ny "Le Goût de SA " ho fankalazana ny Taom-baovao 🎉
Mankasitraka manokana ireto manaraka ireto:
Mpanakanto : Tovo J'Hay sy ny ekipany🎤
Mpanafana lanona: Mendrika Teejay 🎶
Nikarakara Sakafo : Hotel Restaurant Eucalyptus Ampefy 🍲
Isaorana ihany koa ianareo rehetra tonga nanatrika sy niaraka nifaly taminay 🙏🤍
Araho hatrany ny pejy hahafantarana ireo hetsika ho avy tsy ela 📲