28/12/2024
Misy tena tsy manaja olona ny client.
Rehefa tsy misy vola tompoko dia aza maika manao commande.
Efa nangataka andro amin'ny livraison, avy eo tonga ny fotoana dia mamono téléphone milaza low bat... Ny farant dia tonga amin'izao hoe nga tsy misy loko hafa, nga tsy 20 000ar ny vidiny fa io no namarotanareo an'io... Tsy haiko hoe milalao ve izahay mivarotra eto sa mbola niangatra taminareo ka hoe ny azy nataoko lafo dia ny an'ny sasany mora...
Ataoko cadeau ity ho an'izay mahita hoe efa namarotra an'ity 20 000ar izahay teto. Sahia mipoitra izay nahazo an'io 20 000ar taminay. Asio porofo fa tonga dia ataonay CADEAU