17/03/2026
🔥 ANDRO MAFANA = T-SHIRT STYLE SY MANGATSITSIKA 🔥
Mitady T-shirt vierge (tsotra, madio, tsy misy sary) ve ianao amin’izao hafanana izao? ☀️😎
Tonga ny T-shirt tendance 100% coton, ho anareo 👕✨
✔️ Maivana & mahazo aina
✔️ Kalitao tsara
✔️ Tsotra (vierge) – mety amin’ny style rehetra
✔️ Afaka anaovana logo na design tianao
💰 Vidiny : 25 000 Ar
📍 Livraison eto Antsirabe sy faritra
📩 Commande amin’ny message privé
⚡ Stock voafetra — aza tara fa mety ho lany haingana!
👉 Iza no mila T-shirt tsotra sy stylé amin’ity herinandro ity? 🔥