21/05/2019
Salama tompoko. Niforona ny Today ny taona 2010 ,bdb ny sakana b ny olana b ny vola lany bdb kosa anefa ny olona nanampy sy nanome Tanana , isaorana manokana etoana , bdb ireo ireo olona tsy tia sy mpankahala kanefa tonga mijery Basket ao ian " Today for Mada" ny tinay ambara dia tsotra iany . izay no namono ny voay ka ny tip-off no miravaka ny vanginy , natao izay rhtr fomba anafoanana ny "Today for Mada" A每 fika n么fa ny tao ambadika , izahay na ny rampitso dieny rampitso Aza tompoko no maazo alalana anao Today dia ef vonona ny partenaires sy ny Today @ endriny goudronn茅e milamina sy manarampenitra fa ts lalana tip-top ,Sad PETA toko no hala-tahaka K脿ra tip-off , Mafinaritra ny maita olona mampandroso sy mijery ny tanora fa ny hala-tahaka b tahaka ity kosa Alou tena tsy rariny , betsaka ianareo no nandefa message taty @'nay oe Today ian v ny tip-off tompoko , tsipahinay marindrano fa tsy today velively ny tip-off , koa Eto izay dia manentana sy manainga ny manam-pahefana sy ny olona isan'ambaratongany mba handray sy adinika an'ity zava-mitranga ity fa izy lty dia tsy rariny loatra ,
Fiafina ,fahoriana ,ady,fitaintainana,v么 tonga fifaliana @ tokony ho 9 猫me 茅dition , ny an'ny sasany " ny fahorinay no hifaliany " hifanena Eto isika Ary masoandro iray no manazava antsika , izahay no namorona Ary betsaka no naka tahaka an'io eraky Madagascar. Aoka ipetraka hoan'i Today ny sangan'asany , mamorona zvtr hafa r茅 Tompoko 么么么么. Mb manana Hambo ,
Today for Mada hoan'ny tanora Eto vakinankaratra Ary mbola ho avy tsy ho Ela ny hetsika tsis hala tahaka , mankasitraka Ary mirary Soa ho atsika rehetra , tahin' Andriamanitra jiaby .