Mahasoa

Mahasoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mahasoa, Baby Goods/Kids Goods, Ambohimena, Antsirabe.

Izany ny sera vola aingana 😍😍
12/06/2024

Izany ny sera vola aingana 😍😍

Antsirabe Sady livraison gratuite 🎉🎉🎉Blouson 32pcs alefa 210,000ar izy rehetra, tendance Sady mety ririnina hoentina mijery arendrina😍😍😍 ao @ commentaires ny patin'entana

Araraoty fa tsy fahita matetika izao tolotra izao 0342124470 n'a Mp

Vaky b***e blouson Tout à 15000ar Misy taille rehetra 😍Détails en commentaire 👇
04/06/2024

Vaky b***e blouson
Tout à 15000ar
Misy taille rehetra 😍
Détails en commentaire 👇

01/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lova Pit, y'Aminah Gloria, Cynthia, Tata Kim Ritchiella, Iaritina Noah, Arivony Lionnel Gaston, Safidinirina Rasoamiaramanana, Judia Fleure

Jereo izay tiana 😍😍
30/05/2024

Jereo izay tiana 😍😍

10,000ar daholo, pantalon mihaja tendance amin'izao ririnina izao😍😍😍 TBE

2pantalons acheté=1 pantalon offert
Ilay pantalon 1 offert azo soloina frais de livraison(frais coopérative mitondra azy any @ misy anao)raha any @ Faritra no misy anao raha maka 2pantalons ianao😍😍😍😍

👇👇👇JP+confirmation en Mp(contact et lieu de livraison/possible récupération)

28/05/2024

Pantalon 10,000ar💐
Haut et robe 6000ar 😍
👇👇👇🫶

Dispo
28/05/2024

Dispo

Mahaitia LY pejy dia manolotra Lalao

📢❗❗ GIVEAWAY ALERT❗❗📢

🌼 Bon d'achat 30,000ar misafidy article izay tiana ato aminay

🌼 Olona 2 be izao no hahazo ny Loka avy @ ary abonné 1 Manaraka n'y conditions ao @ story an'i Fy kosa no ahazo ny loka fahatelo, izay bon d'achat 30.000ar avokoa🎉🎁

🌼 Mba ahafahanao mandray anjara ary Dia:

1️⃣ Asio réaction ity publication ity.
2️⃣ Asio J'aime ary Abonneo ny page.
3️⃣ Mentionneo namana 3 na mihoatra ao amin'ny commentaires izay tianao hiara-hilalao aminao.
4️⃣ Partageo en mode public ity publication ity ary aiso:

🌼 FISARIHANA no atao ka izay olona 2 tsara vintana no mahazo bon d'achat 30,000ar (misafidy article aux choix valeur 30,000ar)

Ny 3e gagnant(e) kosa Dia avy amin'ny page an'i Fy izay Manaraka n'y conditions any ao amin'iny story any ao.
🌼 VALIN'NY LALAO : 1er Juin 2024

⚠️ Ho an'izay tsy manaraka ny fepetra dia tsy tafiditra ao anatin'ny fisarihana.
Aza adino mijery ilay story an'i Fy fa misy bonus ao 😍😍

🌸 Bonne chance 🌸

Nareo sisa no andrasana 😍😍 Idée cadeau ho an'i   bdb ato Ho antsika mbola tsy nahazoTongava maro
24/05/2024

Nareo sisa no andrasana 😍😍
Idée cadeau ho an'i bdb ato
Ho antsika mbola tsy nahazo
Tongava maro

23/05/2024

Ilazana isika fa ny compte Lohan'entana Mora Be Dia nisy nanao piratage, ka n'a Iza n'a Iza mivarotra zavatra aminareo amin'ny alalan'io compte io Dia HALATRA.

Address

Ambohimena
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share