Fahombiazana Ankehitriny Business

Fahombiazana Ankehitriny Business phone

Afaka mandefa mp Commando SIM Orange honizay te hiasa Amin Orange fa misy tolotr'asa bé Dia ao.Merci
14/02/2024

Afaka mandefa mp Commando SIM Orange honizay te hiasa Amin Orange fa misy tolotr'asa bé Dia ao.
Merci

The Pen is mightier than the Sword.Trying to convince people Whit ideas or words is more effective than trying to force ...
23/06/2023

The Pen is mightier than the Sword.

Trying to convince people Whit ideas or words is more effective than trying to force people to do what do you want.

La nature ne vise pas un but particulier mais un but universel.Fabien Arrow
04/06/2023

La nature ne vise pas un but particulier mais un but universel.

Fabien Arrow

NENY Tsy ananako Maro fa tokana ihanyAry tsy atakaloko raha mbola eto antanyMiafina n'a Dia efa MararyMody mitsiky n'a D...
04/06/2023

NENY

Tsy ananako Maro fa tokana ihany
Ary tsy atakaloko raha mbola eto antany
Miafina n'a Dia efa Marary
Mody mitsiky n'a Dia Mitomany

Neny ilay vehivavy nahitako ny tsara.
Miafy mafy irery Izy mb hoanay zanany
Zaza tafita no fantany

I neny ilay vehivavy mahavita miafy irery.
N'a Dia mafy aza n'y ady Dia iaretany ireny
Ts misakafo atondro nohon izahay n'a Dia efa noana

Teny kely no ambarako anio
Tia anao Aho ry neny Zay no tadidio
Tsy maintsy tafita Aho s'y n'y zandriko🙏
Eny n'a Dia hamidiko aza hatramin akanjoko

Ho reharehanao neny no MBA Iriko
Hitondra n'y voninahitrao re ry neny Tiko😍
Tsy hahafoy anao Aho sanatria
Hivavaka hoanao Aho MBA hiarasambatra amiko eo anao mamako😘

Maro ny OLO NO TE HO ANY AM-PARADISA SAINGY MATAHOTRA HO FATYMaro ny OLO te ho lasa mpandraharaha fa mataotra ho very vo...
27/05/2023

Maro ny OLO NO TE HO ANY AM-PARADISA SAINGY MATAHOTRA HO FATY

Maro ny OLO te ho lasa mpandraharaha fa mataotra ho very vola. Mataotra vavanolo
Fahombiazana Ankehitriny Business
Fabien Arrow

INONA AMIN'NY FIAINANA NO TSY MILA RISQUE? Risque daholo, na io matory eo  am-pandriana  io aza. Fa arakaraka ny habean'...
25/05/2023

INONA AMIN'NY FIAINANA NO TSY MILA RISQUE?

Risque daholo, na io matory eo am-pandriana io aza. Fa arakaraka ny habean'ny risque raisina ny vokatra azo!

Raha handoky (hanendy) atody anao tsy maintsy mamaky atody hatrany, Ary ny afahanao mitombo dia tsy ao amin'ny tokotany kely nahazatra anao fa eny amin'ny tokotanin'ny ngezangeZa.

Fahombiazana Ankehitriny Business
Fabien Arrow

Rehefa nandray fanapan-kevitra ny niroso iany dia aza mihemotra intsony. Marina fa tsy maintsy ho tafitoana ianao fa aza...
23/05/2023

Rehefa nandray fanapan-kevitra ny niroso iany dia aza mihemotra intsony.

Marina fa tsy maintsy ho tafitoana ianao fa aza mihemotra, jereo fotsiny ny zavatra nahatafitoana mba tsy havoa aminy manaraka dia mandrosoa antrany.

Mandroso foana na mafy
Mpitady vahaolana ianao fa tsy mpandositra.
Fabien Arrow

Fikafika mba hanatsaranao ny fiainanao isantaona1. Aza variana manao izay hatongalafatra anao. Tsy ho tongalafatra na ov...
22/05/2023

Fikafika mba hanatsaranao ny fiainanao isantaona

1. Aza variana manao izay hatongalafatra anao.
Tsy ho tongalafatra na oviana na oviana ianao. Na ireny olona mahita zavatra tenenina momba anao ireny tsy tongalafatra fa tsy maintsy misy fahalemena foana ao. Mifantoa aminy maha mafy anao ary avadio hery ny fahalemena

2. Aza lany fotoana mifantoka aminy fiainana'olona loatra.
Tsy ny fahafantarana ny fiainana'olona loatra no hampiova ny fiainanao fa ny fahafantaranao ny fiainanao. Ho aiza ny fiainanao ary aiza ianao zao ?

3. Aza lany fotoana manao tsara olona loatra.
Marina fa tsisy maharatsy ny manao soa na manao tsara olona fa aza adino ny manao soa ny tenanao. Matetika ny olona mpanao soa olona lasa araraotin'olona koa ndraindray ka mahaiza mandanjalanja fa aza atao ambany zavatra ny anao.
Raha manao fihetsika ray hanasoavana olona ianao isanandro dia manao fihetsika roa hanasoanao ny fiainanao isanandro.

Fahombiazana Ankehitriny Business
Fabien Arrow

Ny lalana rehetra mitondra any amin’ny fahafatesana avokoa, ny safidy rehetra mety hahafaty avokoa, satria ny olombelona...
01/05/2023

Ny lalana rehetra mitondra any amin’ny fahafatesana avokoa, ny safidy rehetra mety hahafaty avokoa, satria ny olombelona rehetra tsy maintsy maty avokoa.
Tsy ilay ho FATY no olana, fa mialohan’ny hahafatesana , efa niaina ilay fiainana tianao iainana ve ianao ?
Nentin’ny fiainana sa nitondra ny fiainana ?
Mpilalao tantara efa voasoratra sa nifidy ny hanoratra tantara ?
Ny lalana rehetra dia samy mitondra mankany amin’ny fahafatesana, ny safidy rehetra dia mety hahafaty daholo satria ny olombelona rehetra tsy maintsy ho faty.
Mandroso, maty raibe, mihemotra, maty renibe, koa raha samy ho faty ihany, inona no manakana anao tsy iaina ny fiainana tianao ?
Mbola hiandry tolo-tanana ve ? Ahiako ho antitra eo ianao !
Hiandry rahampitso ? Ny ampitso hisy foana, saingy mety efa tsy eo intsony ianao. Raha tsy izao ary dia rahovianae ?
Fahombiazana Ankehitriny Business
Fabien Arrow

Aminy fandraharana tsisy mahazo mitomanyAminy fandraharana tsisy mahazo mitarainaSatria tsisy hampiova zavatra ireo fa r...
29/04/2023

Aminy fandraharana tsisy mahazo mitomany
Aminy fandraharana tsisy mahazo mitaraina

Satria tsisy hampiova zavatra ireo fa raha misy olana andalovanao dia mifantoha aminy hoe inona no antony nahatonga ny olana , inona ny hamahako azy ary inona no ataoko mba tsy hiverenan’iny olana iny intsony ?

Mila toetsaina mafy io fandraharana io.

Fahombiazana Ankehitriny Business

Address

Rn6
Antsiranana
201

Telephone

+261341025400

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fahombiazana Ankehitriny Business posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share