Ritchella beauté

Ritchella beauté Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ritchella beauté, Apparel & Clothing, Diego, Antsiranana.

Masque curcuma
16/10/2024

Masque curcuma

Taly hosigny
16/10/2024

Taly hosigny

Mitaly hosigny naturel où postiche Diego
16/10/2024

Mitaly hosigny naturel où postiche Diego

Gommage café
14/10/2024

Gommage café

20/09/2024

Salut mes Loulouuuus
Androany ah hitondra amin'izay Ilay recette-na savon gommage pour visage fait maison, miainga am savon neutre isika fa ampiana ireo ingrédients manamaivana ny imperfections antsika (tâche, Mony, gras,...)

Ireto Ary ny Zavatra ilaina:
☘️Savon pour visage an'ny Nosy/ Na savony Nosy Ilay tsotra tsy maninona
☘️ Café moulu iray sotro fihinanana
☘️ Tamotamo iray sotro kely
☘️ Vitamine E (gélule 5-10 isa arakarak'izay ilain'ny tarehanao)

Toy izao Ary ny fikarakarana azy:
🌸Rappena Ilay savon Dia apetraka ao anatin'ny casserole Na vilany kely manokana anaovanao azy Na kapoaka koa mety fa aza ampiarahana am fandrahoanao sakafo fotsiny Dia atao EO ambony afo malefaka
🌸asiana rano kely (arakaraky ny habetsak'ilay savon fa atao fotsiny izay ahazoana melange mitsonika rehefa mangotraka tsara ilay izy
🌸Araraka ny café + tamotamo vovony Dia afangaro tsara
🌸Rehefa hitanao fa mifangaro tsara ireo Dia esorina EO ambony afo amin'izay Dia rehefa mangatsiatsiaka Dia Araraka ny vitamine E Dia afangaro tsara
Araraka anatin'ny verre à jetter dia avela anaty toerana mangatsiaka mandrapivaingany
NB: azo asiana tantely sy vahona raha tianareo

Azo ampiasaina isan'andro fa sady exfoliant no hydratant no éclaircissant ity savon ity
Ndao andramana Ary 🥰
(Ireo anaty sary ireo Mbola misy idée maromaro fa anjaranao ny mijery hoe inona no ilain'ny hoditrao ann) Bisousss

Masque curcuma manadio tarehy
19/09/2024

Masque curcuma manadio tarehy

18/09/2024

Crème du riz + lait du coco natoral

Mbola tsara , crème du riz + lait du coco  produits natoral ,tsy nino za taloha fa zio tena madio bé ny tarehiko  3jours...
18/09/2024

Mbola tsara , crème du riz + lait du coco produits natoral ,tsy nino za taloha fa zio tena madio bé ny tarehiko 3jours efa mahita fiovana bé enao mazava tsara ny hoditra
Manala tâche
Hodipotsy
Menamena
Simbany produits regny afaka aby mimpody naturel tsar , mitazogno hoditra hotanora lalandava
Crème+ masque

Address

Diego
Antsiranana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ritchella beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share