Marchandises Générales

Marchandises Générales Détails & Gros

❗ PROMO MAHAFINARITRA ho an’ny mpivarotra@ alina sy tokantrano! ❗  🔆 Jiro Solar Portable — “Night Market Street Vendor A...
16/03/2026

❗ PROMO MAHAFINARITRA ho an’ny mpivarotra@ alina sy tokantrano! ❗
🔆 Jiro Solar Portable — “Night Market Street Vendor Artifact”

🌞 Tsy voatery hampiasa courant!
🔋 Misy panneau solaire sy USB-C
💡 Manazava mahery, mora entina, azo ahantona
🔌 Charge rapide, mora ampiasaina
🛍️ Tonga lafatra ho an’ny tsena alina, Anti-DELESTAGE,camping, na vonjy taitra!
☀️100w fa afaka règlena ny hazavany

📍 Hoantsika rehetra eto Tana
Afaka mandefa any amin’ny faritra rehetra ihany koa!

💰 Vidiny : 20.000Ar /pcs
Raha maka mihoatra ny 5pcs Dia milatsaka ny prix

📲 Miresaha aminay ary raha te hanao commande!
☎️ 034 69 90870

✨ Jiro mahery, tsy mila herinaratra, vahaolana maharitra ho an’ny rehetra!

JiroSolar

‼️Feno 1K ianareo no mpanaraka ny page Marchandises générales‼️☀️Mankasitraka tamin'ny fahalinanareo rehetra👏🙏👉Araho hat...
17/03/2024

‼️Feno 1K ianareo no mpanaraka ny page Marchandises générales‼️

☀️Mankasitraka tamin'ny fahalinanareo rehetra👏🙏
👉Araho hatrany ary ny page fa Maro ny entana mahasoa mbola ho atolotra anareo ao⚡😍🥰

08/03/2024

Ndao indray isika hilalao kely ary e🥰

Omenay sac bandoulière tsara kely izay:

👉Manisy j'aime page👍
👉Mi-partage ity publication ity
👉Mi-inviter namana anisy j'aime ny page ao amin'ny commentaire
Harao tsara ny fepetra Zay vao manan-kery ny kilalao anao😍

Ataotsika izay commentaire be réaction indrindra no mahazo azy😍

Alahady 10mars amin'ny 12h no tapitra ny lalao atsika an‼️
💥Manasa atsika anaraka live dia ao anaty live amin'ny 18h no jerentsika izay mahazo azy.

💥 Ampoule Anti-délestage 💥 🔋 Battery mantanjaka tsara 🔋 ⚡Misy panneaux solaire miaraka amin☀️Aza tara fa ity no vahaolan...
07/03/2024

💥 Ampoule Anti-délestage 💥
🔋 Battery mantanjaka tsara 🔋
⚡Misy panneaux solaire miaraka amin☀️

Aza tara fa ity no vahaolana ho anao
💰prix:15.000ar monja
mandefa en gros hatrany hoan'ireo mbola hivarotra

📞:0346990870 na mandefasa Mp avy hatrany

💯Kit complet 1377 SOOYD💥💥Vonjivonjeo fa efa natao promotion be ny prix🏃🏃👉 68.000ar monja mandritran'ny 1mois🔥🔥 Koa aza t...
12/02/2024

💯Kit complet 1377 SOOYD
💥💥Vonjivonjeo fa efa natao promotion be ny prix🏃🏃
👉 68.000ar monja mandritran'ny 1mois🔥🔥
Koa aza tara Ary fa natao ho anao ity
Mandefa prix de gros,mandefa any am faritra 👍

✨Alefaso Ary ny commande Mp na
Antsoy avy hatrany ny 0389475614

Arrivage tsara bé💥💥  Speaker F68⚡  Midoboka be 🥁 Batterie 🔋 matanjaka tsara💯 Couleur disponible : noir,bleu,rouge, beige...
12/02/2024

Arrivage tsara bé💥💥
Speaker F68⚡
Midoboka be 🥁
Batterie 🔋 matanjaka tsara💯
Couleur disponible : noir,bleu,rouge, beige
Prix : 42.000ar
Mandefa en gros hatrany Ary mbola milatsaka ny prix ra maka mihoatra ny 3 pièces
Mp na antsoy ny laharana 0389475614

Photo 1: 🎧casque P47 mimi                20.000ar / pièce Photo 2: Lampe chargeable sady 🌀anti-moustique            Afak...
10/02/2024

Photo 1: 🎧casque P47 mimi
20.000ar / pièce
Photo 2: Lampe chargeable sady 🌀anti-moustique
Afaka hi-chargena téléphone(Power Bank)
Misy panneaux solaire ny dos hi-chargena azy
Prix :45.000ar
Photo 3: écouteur bluetooth
Midoboka tsara, batterie 🔋 matanjaka bé
Prix :20.000ar/pièce

👉Misy en gros daholo
🔥 Alefaso ny commande fa entana tsara avokoa
Contact :0389475614

Projecteur solaire 150W Mandefa détails & grosMandefasa Mp na miantso ny laharana: 0389475614  Mandefa makany amin'ny fa...
08/02/2024

Projecteur solaire 150W
Mandefa détails & gros
Mandefasa Mp na
miantso ny laharana: 0389475614
Mandefa makany amin'ny faritra

Panneaux solaires 5w-200w  Détails & gros 👉Alefaso ny commande sur mp na tonga dia miantso ny laharana 0389475614🔥🔥
08/02/2024

Panneaux solaires 5w-200w
Détails & gros
👉Alefaso ny commande sur mp na tonga dia miantso ny laharana 0389475614🔥🔥

Ato aminay dia ahitanareo ireo karazan'entana toy ny:👉Batterie      Panneaux solaire ( ireo kit rehetra ilaina aminy)   ...
08/02/2024

Ato aminay dia ahitanareo ireo karazan'entana toy ny:
👉Batterie
Panneaux solaire ( ireo kit rehetra ilaina aminy)
Ampoule
Karazana Jiro chargeable
Radio, speakers
Ampli, Baffle
Fil
Pile
(Entana rehetra momban'ny solde indrindra ho an'ireo mbola hivarotra na any am faritra) sns...
Tongava Mp raha misy tadiavinao ato aminay fa vonona hanome fahampo anao izahay💯
Contact : 0389475614

Address

Fenoarivo

Telephone

+261346990870

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Marchandises Générales posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Marchandises Générales:

Share