22/04/2024
Koa satria ny mikajy sy ho anareo no tena mission-ko eto, dia aleo ary asina an'ilay manatsara tarehy indray e!
Raha tena te hanana sy de aza manisy hésitation na 1segôndra amin'ity vahaolana atolotro ity mihitsy🙂.
Hoan'izay rehetra efa nampiasa d'ef resy lahatra tanteraka amin'ny résultats oentiny fa hoantsika mbola vao hampiasa kosa dia zaraiko aminao ny tombotsoa rehetra ho azonao.
✅Raha manana olana amin'ny tahan'ny menaka amin'ny tarehy ianao(sébum), mety hoe maina bé na gras bé dia mandrindra izany mihitsy ity produits iray ity. Izany hoe manana ilay qualité de régulateur de sébum izy. Ny maina mihamandina, ny gras miha-normal.
✅Raha misimisy an'ireny point noir ireny ihany koa ny tarehy, dia aza misalasala mampiasa azy ity fa esoriny ataony tsy tamana eo ireny e!
✅ Somary matromatroka fôna ve ny endrika malgré an'ny fikarakarana mahazatra isanandro? ampiasao ity produits ity fa assuré hanome éclat ny endrikao izy ity.
✅Efa manomboka misy kentrona (rides) ny tarehy?? nohon'ny âges, aretina, harerahana🥺 de ndao ary tohizo ny lecture f'aza mbola miala.
Nandalo tsy fahasalamana aho nisy ftôna, tena hoe reraka, ridée tanteraka tamzany, zokin'antitra mits e😏. Leo bé za mihaino anle binôme-ko mi-conscientiser ahy isanandro isanandro hoe "mbola tsy tokony hôtrizao ny état ny tarehinao fa mikarakara tena" Nitsikorofoka tetsy, nitsikoroka teroa fa eeee... raha mbola andro ko ny andro tamzany de maheno fôna oe "mihevera ndry tena fa sady mande ny rides no mande ny cernes"😭😌.
Faraheriko nanantona an'i Ampela Mandina de nomeny vahaolana ary de nazoto nampiasa de aveo tsy henoko intsony ilay resakaaaa 🤩.
Mety mbola hitanareo misy rides kely eo fa le teo koa ane ka tsy vita2 e😂! f'efa nanjavona aloh ny betsaka, ary mbola manohy mampiasa fôna ah jusqu'à zao!
Manohy mampiasa ah satria misy antony iray hafa : taloha za tena tsy matoky tena mits vao tsy manisy crème hydratante an'io tarehiko io. ôtrany oe mort vivant zany fahitako ny hoditavako amle makiana bé 🙃. De tamzany mo sady mividy savony manokana, mividy crème, mividy anti-ride, tena oe gôka le pôsy e🤧🤧🤧, nefa ilay effet-ny tsy hita bé oe mankaiza... Fa hatram nampesako an'ity Lavant doux au beurre de karité ity, tsy mividy savony manokana tsony ah, tsy mividy sady tsy mampiasa crème hydratante intsony, ny anti-rides ataoko de anti-rides naturel (jaune d'oeuf gasy+ citron) indremande isata-pabolana ihany satria efa Anti-rides izy ty. Amzao tsapako efa milamina ny tarehiko ny pôketrako ko tsy gôka bé intsony🤩.
♥ Mety ho fanotaninareo ny hoe: tsy atahorana ve, tsy misy effet secondaire ve?
Mahazo tsara ianareo fa izy ity.
Ary averiko fôna fa za manokana dia tsy sahy mivarotra vao zavatra ananako doute.
♥ De Iza daholo ary no afaka mampiasa azy??
👉 izay manana tarehy rehetra 20ans miakatra, na lahy na vavy.
♥Ahoana ny fampiasana azy??
👉Ahosotra moramora amin’ny tarehy mando, ary kobanina amin’ny rano matimaty na mangatsika arak'izay mahazatra anao,rehefa tsapanao hoe niala ny loto.
👉indroa isanandro :maraina sy hariva.
Vidiny : tsy miova, mitovy amin'ny prix an'ny mpamokatra azy ihany : 30000Ar les 100ml
Bonus : hoan'izay manana tarehy misy sokonendra, mony, panda ; dia misy solution manokana tsirairay hoan'ireo ao.