Samba Couture

Samba Couture Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Samba Couture, Apparel & Clothing, Andrainjato, Fianarantsoa.

Manahoana daholo 🤗🥰Elaela izy izay , tsy hitahita fa raikidraikitra kely am fianarana , nefa hizara zavatra mahafinaritr...
06/06/2024

Manahoana daholo 🤗🥰
Elaela izy izay , tsy hitahita fa raikidraikitra kely am fianarana , nefa hizara zavatra mahafinaritra bé am tsika indray ☺️
Mandray zaitra fona ny Samba Couture ah 👗✂️ Ary tsy mitsahatra ny manao zay maha afapo anareo hatrany
Aza misalasala ary miditra MP na manantona anay mivantana hoan zay efa mahita ny toerana 🤗

Misy tia anreto pataloha ireto ve?🥰Manja be mintsy ity ah , sady mihaja be 🤗☺️Sur commande fa midira mp , amin'ny vidiny...
01/02/2024

Misy tia anreto pataloha ireto ve?🥰
Manja be mintsy ity ah , sady mihaja be 🤗☺️
Sur commande fa midira mp , amin'ny vidiny mirary hatrany ❤️😏

Mirary Taona Zina hoan'ny Mpanaraka Ity pejy mamitsika Ity ❤️🤗🎉
31/12/2023

Mirary Taona Zina hoan'ny Mpanaraka Ity pejy mamitsika Ity ❤️🤗🎉

Ity misy réalisation manja be ry reto ahh 🤗❤️ ny andro zao mafana de manao maivamaivana fona tsika ☺️
15/12/2023

Ity misy réalisation manja be ry reto ahh 🤗❤️ ny andro zao mafana de manao maivamaivana fona tsika ☺️

Manahoana daoly ny mpanaraka ny Pejy ☺️❤️Efa akaiky dia akaiky ny fetin'ny Noely ô🌲❤️ Efa vonona daoly ve ny akanjo ??😏R...
14/12/2023

Manahoana daoly ny mpanaraka ny Pejy ☺️❤️
Efa akaiky dia akaiky ny fetin'ny Noely ô🌲❤️ Efa vonona daoly ve ny akanjo ??😏
Raha mbola tsy nahazo enao dia aza misalasala fa mbola mandray izahay ah 🤗
Midira MP ary

Mankasitraka hatrany kia ❤️🤗Efa akaiky zao ny fety ah , de aza misalasala fa vonona hanome fahafahampo anao izahay ☺️
04/11/2023

Mankasitraka hatrany kia ❤️🤗
Efa akaiky zao ny fety ah , de aza misalasala fa vonona hanome fahafahampo anao izahay ☺️

Manahoana daoly 💓🤗Efa Mafana zao ny andro ry Manja ah ☺️ Azo atao tsara koa ny mampanjaitra short , Tena hoe ze tinareo ...
20/10/2023

Manahoana daoly 💓🤗
Efa Mafana zao ny andro ry Manja ah ☺️ Azo atao tsara koa ny mampanjaitra short , Tena hoe ze tinareo io satria sur commande à votre taille 😍

Mankasitra amin'ny fahatokisana akia ah ❤️🤗Félicitations 🎉🎉
13/10/2023

Mankasitra amin'ny fahatokisana akia ah ❤️🤗
Félicitations 🎉🎉

Afaka manao jejo2 mintsy lisany miaraka amin'ny robe nozairina tato amin'ny Samba Couture💃💃Merci Oly Faneva ❤️🤗
07/10/2023

Afaka manao jejo2 mintsy lisany miaraka amin'ny robe nozairina tato amin'ny Samba Couture💃💃
Merci Oly Faneva ❤️🤗

Mankasitraka fona 🤗❤️
30/09/2023

Mankasitraka fona 🤗❤️

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny pejy 🤗❤️Elaela izay isika tsy nifampizara teto , ity indray no masaka ary ☺️Merci ...
02/09/2023

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny pejy 🤗❤️
Elaela izay isika tsy nifampizara teto , ity indray no masaka ary ☺️
Merci beaucoup tam ilay Robe Mariée tsotsotra fa tsara kely 👰😍
Aza misalasala fona hoa miditra mp sy manontany fa vonona handray anao fona izahay 🤗😚

Address

Andrainjato
Fianarantsoa

Telephone

+261347047049

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Samba Couture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Samba Couture:

Share