Wataka.mg

Wataka.mg Wataka, fitafy Betsl, wawawa, watawata made in Betsy ... ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰ Represent Betsileo โค

Bonne annรฉe mes amis ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜โœ…
10/01/2024

Bonne annรฉe mes amis ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜โœ…

Akoryyy โœ…๐Ÿ˜‰โŒ Indraindray tafiidtra eto amin'ny pejy izahay, indraindray tsy tafiditra fa ity ny numรฉro ahazoana haingana ...
15/11/2023

Akoryyy โœ…๐Ÿ˜‰
โŒ Indraindray tafiidtra eto amin'ny pejy izahay, indraindray tsy tafiditra fa ity ny numรฉro ahazoana haingana : 034 15 714 49 ( WhatsApp ) โœ…
Mandray commande hatrany izahay ๐Ÿ˜‰
Mirary ny soa indrindra ๐Ÿ™

Yo yo ๐Ÿ˜‰๐Ÿ™‚ Ato ambadika ato foana izahay miasa fa ny pejy no nisy olana kely teo ary izao vao nivaha ilay olana โœ…๐Ÿ˜‰ โœ… ialan...
05/10/2023

Yo yo ๐Ÿ˜‰๐Ÿ™‚

Ato ambadika ato foana izahay miasa fa ny pejy no nisy olana kely teo ary izao vao nivaha ilay olana โœ…๐Ÿ˜‰
โœ… ialana tsiny ny tsy nahafahana namaly MP nandritra ny volana vitsivitsy โœ…๐Ÿ™

๐Ÿšจ Mandray ny commande sy personnalisation hatrany amin'ny whatsapp ( 034 15 714 49 ) toy ny mahazatra ary efa mandray commande MP ihany koa. ๐Ÿšจ
Mankasitraka ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘ T-shirt dispo sur commande ๐Ÿ˜‰






Tonga dia mirary soa maro be ho an'ny ray rehetra na ny ho ray amin'ny ho avy ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿค˜๐Ÿค˜๐Ÿค˜ Mandray personnalisation foana anay...
18/06/2023

Tonga dia mirary soa maro be ho an'ny ray rehetra na ny ho ray amin'ny ho avy ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿค˜๐Ÿค˜๐Ÿค˜
Mandray personnalisation foana anay amin'ny fotoana rehetra ๐Ÿ™‚ toy ireto sary eto ireto ๐Ÿ™‚
Marihana fa commande ana mpanaraka ny pejy ireto ๐Ÿ™‚
HM ( Hafatra Miafina ) avy hatrany raha mahaliana ๐Ÿ™‚

Akory aby ee ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰โœ… Afaka manao izay personnalisation rehetra tinareo anay a ๐Ÿ˜‰โœ… Manana modรจle efa misy ihany koa ๐Ÿ˜‰Izay fa t...
01/06/2023

Akory aby ee ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰
โœ… Afaka manao izay personnalisation rehetra tinareo anay a ๐Ÿ˜‰
โœ… Manana modรจle efa misy ihany koa ๐Ÿ˜‰
Izay fa tonga dia Mp tahaka ny mahazatra e ๐Ÿ˜‰

๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘ Raha ianareo 1900 ireo izao samy mividy T-shirt iray avy amin'ny 30 000 Ar dia mahazo groupe รฉlectrogรจne 3 isika na ...
25/05/2023

๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘ Raha ianareo 1900 ireo izao samy mividy T-shirt iray avy amin'ny 30 000 Ar dia mahazo groupe รฉlectrogรจne 3 isika na panneaux solaires. ๐Ÿคฃโค๏ธ๐Ÿ˜

Vokany ๐Ÿ‘‰ Tsy mahatsiaro an'i Andry intsony isika ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ

โœ… Izay rehetra micommande an'ireto modรจle ireto hatramin'ny 31 mai dia 30 000 Ar ny vidiny ( au lieu de 35 000 Ar ) + Livraison Gratos ( Tanร  ville ) โœ…

Mp comme d'hab ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰๐Ÿค˜

24/05/2023

Any izay i Andry eee

Raikitra indray ity resaka jiro jiro jiro ity a ๐Ÿ˜ ๐Ÿคฌ
29/04/2023

Raikitra indray ity resaka jiro jiro jiro ity a ๐Ÿ˜ ๐Ÿคฌ

Akory eee ๐Ÿ™‚๐Ÿ˜‰Afaka atao toy izao ihany koa ny sarinao na sarin'olona hafa izay tianao ๐Ÿ™‚Azo atao fanomezana tsara ๐Ÿ˜๐Ÿ˜Tsotso...
18/04/2023

Akory eee ๐Ÿ™‚๐Ÿ˜‰

Afaka atao toy izao ihany koa ny sarinao na sarin'olona hafa izay tianao ๐Ÿ™‚
Azo atao fanomezana tsara ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Tsotsotra kely mahafatifaty kely ๐Ÿ™‚๐Ÿ˜

Mp avy hatrany toy ny mahazatra ๐Ÿ™‚

Hello ๐Ÿ˜‰Vita soa ny paka aby ๐Ÿ™‚๐Ÿ™๐Ÿ˜‰Afaka manao personnalisation arak'izay tena mety aminareo anay ๐Ÿ™‚โœ… A partir de 25 000 Ar ๐Ÿ™‚...
13/04/2023

Hello ๐Ÿ˜‰
Vita soa ny paka aby ๐Ÿ™‚๐Ÿ™๐Ÿ˜‰
Afaka manao personnalisation arak'izay tena mety aminareo anay ๐Ÿ™‚
โœ… A partir de 25 000 Ar ๐Ÿ™‚๐Ÿ™‚๐Ÿ˜‰
Tonga dia Mp ๐Ÿ™‚

Hello my friends ๐Ÿ™‚๐Ÿ˜‰Misy modรจle miteny   koa ato a ๐Ÿ™‚๐Ÿ˜  ๐Ÿคฃ  โ˜ฎ๏ธโœŠโœŠSns hafa mbola tsy eto amin'ny sary ๐Ÿ™‚Mp sahala ami'ny mahaz...
06/04/2023

Hello my friends ๐Ÿ™‚๐Ÿ˜‰

Misy modรจle miteny koa ato a ๐Ÿ™‚๐Ÿ˜
๐Ÿคฃ
โ˜ฎ๏ธโœŠโœŠ
Sns hafa mbola tsy eto amin'ny sary ๐Ÿ™‚

Mp sahala ami'ny mahazatra ๐Ÿ™‚

Akory aby e ๐Ÿ™‚๐Ÿ™‚๐Ÿ™‚Misy polo ihany koa a ๐Ÿ™‚Mp sahala amin'ny mahazatra ๐Ÿ™๐Ÿ™Mandray na commande tokana aza ๐Ÿ˜€๐Ÿ˜€
04/04/2023

Akory aby e ๐Ÿ™‚๐Ÿ™‚๐Ÿ™‚
Misy polo ihany koa a ๐Ÿ™‚
Mp sahala amin'ny mahazatra ๐Ÿ™๐Ÿ™
Mandray na commande tokana aza ๐Ÿ˜€๐Ÿ˜€

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261341571449

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wataka.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share