Soa siky

Soa siky Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa siky, Design & Fashion, Fianarantsoa.

Coucou les manjamanja 🥰Ataontsika sakafony maso jerijerena androany .☺️🤭 🤗Afaka mandray commande fona  an!!😘
01/07/2026

Coucou les manjamanja 🥰

Ataontsika sakafony maso jerijerena androany .☺️🤭

🤗Afaka mandray commande fona an!!😘

Hello,hello☺️!!!!Loading ... nouveaux articles pour les vacanciers!!🎊🥰Satria moa efa ao anatin'ny fialantsasatra ny mpia...
29/06/2026

Hello,hello☺️!!!!

Loading ... nouveaux articles pour les vacanciers!!🎊🥰

Satria moa efa ao anatin'ny fialantsasatra ny mpianatra ankehitriny dia hisy zava-baovao atolotrin'ny Soa Siky ho antsika.❤️☺️

🥀Fa mbola afaka manao commande fona amin'ilay Bonnet en satin.😚☺️

💌Aza adino ny manaraka ny pejy sy manasa ny namana sao tara amin'ireo nouveautés sy promotion ho aby maro be.🥰

Mirary herinandro feno fahombizana ho antsika rehetra .❤️

Mirary fetin'ny fahaleovantena ho antsika Malagasy rehetra.🎉🎈🇲🇬🇲🇬
26/06/2026

Mirary fetin'ny fahaleovantena ho antsika Malagasy rehetra.🎉🎈🇲🇬🇲🇬

Hello,Hello!!!😍😍😍🎉 Promotion fête de l'indépendance🎉Amin'izao akaikin'ny fety ny asaramanitra izao dia manome fihenam-bi...
22/06/2026

Hello,Hello!!!😍😍😍

🎉 Promotion fête de l'indépendance🎉

Amin'izao akaikin'ny fety ny asaramanitra izao dia manome fihenam-bidy anareo ny Soa Siky.🤗🤗

Bonnet en satin double face avec corde izay 8 000 AR dia lasa 6 000ar 🤓

Stock limité ka aza tara ary!!🎀

Mp haingana ary. 🙂

🎉 Bonne fête des pères 🎉Aujourd'hui, nous rendons hommage à tous les papas,ces héros du quotidien qui travaillent, protè...
21/06/2026

🎉 Bonne fête des pères 🎉

Aujourd'hui, nous rendons hommage à tous les papas,ces héros du quotidien qui travaillent, protègent et aiment leur famille sans compter.✨

Merci pour votre force, votre présence,vos conseils et tous les sacrifices que vous faites par amour.❤️

Que cette journée soit remplie de joie, d'amour et de reconnaissance.🎀

🎉 Bonne fête à tous les papas !🎉

Hello,Hello!!!😍🤗Ireto indray ny bonnet en satin ntsika an!!❤️🔴 Stock limité an!!!
18/06/2026

Hello,Hello!!!😍

🤗Ireto indray ny bonnet en satin ntsika an!!❤️

🔴 Stock limité an!!!

💥Atombohy amin'ny fahazotoana ny Herinandro-nao!🤗Tsarovy fa ny fahombiazana dia vokatry ny fikirizana isan'andro. 💟Inona...
15/06/2026

💥Atombohy amin'ny fahazotoana ny Herinandro-nao!🤗

Tsarovy fa ny fahombiazana dia vokatry ny fikirizana isan'andro. 💟

Inona no tanjona tianao hotratrarina amin'ity herinandro ity?💬

🗨️Mbola afaka jifaina ny bonnet en satin .
Ao amin'ny commentaire ny modèle sy couleur disponible.🔴

Soa siky

Hello,Hello les Soa siky😍😍!🛑 NEWS🛑🎈 Bonnet en Satin Manjakely🎈Misy:✨ Double face ✨ Double face Sans elastique, confortab...
08/06/2026

Hello,Hello les Soa siky😍😍!

🛑 NEWS🛑

🎈 Bonnet en Satin Manjakely🎈
Misy:
✨ Double face
✨ Double face Sans elastique, confortable Be
✨ Simple face

🎨 Disponible daoly ny loko eo amin'ny sary🎨

Mp commande🌹

Stock limités ⭕

🌺Mirary tontolon'andro tsara ho anareo rehetra 🌺💥Aza adino fa mbola mandray commande amin'ilay bonnet en satin.🙂  Soa SI...
03/06/2026

🌺Mirary tontolon'andro tsara ho anareo rehetra 🌺

💥Aza adino fa mbola mandray commande amin'ilay bonnet en satin.🙂

Soa SIky -Kanto amin'ny fitafy , fikarakarana amin'ny antsipiriany.😘

Finaritra ooo🤗😍🎀Aleo manomboka fona dia manatsara  sy manitatra tsikelikely toy izay miandry Tonga lafatra vao hanao din...
01/06/2026

Finaritra ooo🤗😍

🎀Aleo manomboka fona dia manatsara sy manitatra tsikelikely toy izay miandry Tonga lafatra vao hanao dingana.🎀

🎫Ity dia anisan'ny fiaraha-miasa voalohany niarahana amin'ny fikambanana , chemise homme et femme carreaux violet.

🎫Fototra iray mahatonga ahy hanana fijery mihambo hoe efa navita zavatra otrizao.
Tao anatin'izay koa nefa amin'ilay hoe fanomboana fiaraha-miasa voalohany niarahana amin'ny fikambanana Dia nisy ny lesoka hita taratra ,toy ny:
👉Gestion du temps,deadline
👉organisation interne,externe
👉communication
👉Proposition du valeur,tarif
👉Indrindra indrindra fa ny qualité de service.

🔖Ireo lesoka hita taratra ireo Dia navadika ho lesona ,traikefa hanatsarana fomba fiasa 👊

🏷️Ny fahombiazana dia tsy avy amin'ny fahalavorariana eny am-piandohana ,fa avy amin'ny faharetana,finiavana hianatra tamin'ny hadisoana ary indrindra finiavana hanohy sy hanatsara fona.

🙏Mankasitraka amin'ny fiaraha-miasa.

🌺Mirary herinandro feno hery sy fahombiazana ho antsika rehetra.🌺

🎗️Ny Soa Siky dia misokatra hatrany ho amin'ny fiaraha-miasa amin'ny rehetra fanjairana sy fanamboarana modely isan-karazany.✨

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261340638120

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa siky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share