02/09/2025
🧈 Mi-Mayo | Mayonnaise voajanahary kokoa, mora, matsiro… ✨
MI MAYO – Mayo Bio, hanome tsiro tsy manam-paharoa sy hanatsara ny haingon-tsakafo amin’ny fihinananao isan’andro !
Manasa anao ho isan’ireo mpanjifa voafidy hankafy ity mayonnaise bio ity.
➡️ Azonao jifaina amin’ny vidiny 6 400 Ar (320 ml) sy 12 500 Ar (750ml). Afaka manatitra mivantana izahay [Fianarantsoa ☺️]
👉 Na ho an’ny frites, sandwichs na salades… Jouez-la sainement !