Shoes and Co

Shoes and Co Tongasoa!!❤️ Je sélectionne des sacs, chaussures, sandales et bijoux pour vouuuus! (à petit prix)
FIANARANTSOA.🇲🇬

Tratry ny taona 2026 daholo!🥳
02/01/2026

Tratry ny taona 2026 daholo!🥳

Tsy hiteny betsaka tsony izahay amty fa efa hainareo👌✅Semelle en gomme✅4 coloris (ataoko sous commentaire ny couleur dis...
26/12/2025

Tsy hiteny betsaka tsony izahay amty fa efa hainareo👌
✅Semelle en gomme
✅4 coloris (ataoko sous commentaire ny couleur dispo)
✅Prix de gros na maka iray ary: 15 000ar✨

Aoka fotsiny😍 ifandrombahana io fa aza ela amin'ny commande🥰

Visible ety Anjoma Center box25 hatrany tompoko oh!🥰🛍️

Mankasitraka an'i  Rouva Näh niaranilalao taminay😍 Azony aloha izany ilay crédit tamin'ity🎊Jeu ohatrany ahoana indray no...
26/12/2025

Mankasitraka an'i Rouva Näh niaranilalao taminay😍 Azony aloha izany ilay crédit tamin'ity🎊

Jeu ohatrany ahoana indray no tianareo hisy eto am page?🥰🥰

Tsy mbola vita ny fety an!🥰 Mbola misesisesy ny arrivages ato amin'ny Shoes and Co Anjoma Center box25🎊🎊Tongava maro!
26/12/2025

Tsy mbola vita ny fety an!🥰 Mbola misesisesy ny arrivages ato amin'ny Shoes and Co Anjoma Center box25🎊🎊

Tongava maro!

Ny ekipan'ny Shoes and Co Anjoma Center dia miarahaba antsika rehetra tratry ny Noely 🌲🎀 Ho feno fifaliana sy fitiavana ...
25/12/2025

Ny ekipan'ny Shoes and Co Anjoma Center dia miarahaba antsika rehetra tratry ny Noely 🌲🎀 Ho feno fifaliana sy fitiavana be ny andro androany✨

Dia zay sy izay no vita hoan'ny tsenan'ny Krismasy tamin'ity taona ity. Laninareo ny entana🙏🙏 Mankasitraka tompoko oh!🥰 (Ialàna tsiny n'y mp rehetra tsy voavaly)

Tsy tapitra ny fety fa rahampitso indray dia efa misokatra manomana ny taona hoavy🛍️ Sady mamoaka arrivage🤫

Noël fahatelo niarahatsika ity🥰🎀🌲Mankasitraka anareo tonga marobe niantsena tety😍🛍️. Tsena farany rahampitso an!  Dia mb...
23/12/2025

Noël fahatelo niarahatsika ity🥰🎀🌲

Mankasitraka anareo tonga marobe niantsena tety😍🛍️.
Tsena farany rahampitso an! Dia mbola misy arrivage dernière ligne droite hoan'izay Noël izay😍
Tsy misokatra kosa ny 25 Décembre✨🌲

Toerana: Anjoma Center box25

Votre magasin de sac et chaussures vous ouvre ses portes demain Dimanche 21/12/25!🌲😍De tout nouveaux arrivages vous atte...
20/12/2025

Votre magasin de sac et chaussures vous ouvre ses portes demain Dimanche 21/12/25!🌲😍

De tout nouveaux arrivages vous attendent ‼️

Misokatra hoanao izahay rahampitso Alahady manomboka amin'ny 8ora maraina🥰🥰

❌VENDU❌Slingback rose nude🎀✨Misy an'ity ihany koa an! Basique, classe, must have mihitsy itony modèle itony amzao fa aza...
18/12/2025

❌VENDU❌
Slingback rose nude🎀✨
Misy an'ity ihany koa an! Basique, classe, must have mihitsy itony modèle itony amzao fa aza tara🥰

✅ Pointure unique: 38
✅Prix: 50 000ar

📍Toerana tsy miova: Anjoma Center box25

❌VENDU❌🎀Slingback rouge bordeaux🎀Coup de coeur ako tamny arrivages androany🥰 Classe classe tsara mihitsy ianao miaraka a...
18/12/2025

❌VENDU❌
🎀Slingback rouge bordeaux🎀
Coup de coeur ako tamny arrivages androany🥰 Classe classe tsara mihitsy ianao miaraka aminy✨

✅Disponible uniquement en 38 et 39
✅Prix: 50 000ar

📍JP en mp na afaka manantona ety Anjoma Center box25

❌Argenté épuisé❌Ahoana ianareo amty les filles🥰🥰Tsara loatraaa, mahazaka Noël tsara🌲🎀📍Visible ety Anjoma Center box25
17/12/2025

❌Argenté épuisé❌
Ahoana ianareo amty les filles🥰🥰
Tsara loatraaa, mahazaka Noël tsara🌲🎀

📍Visible ety Anjoma Center box25

Ndao asina jeu kely indray🎊Tsotra kely : teneno eo amin'ny commentaires hoe aiza no misy anay? Crédit 1000ar hoan'izay c...
16/12/2025

Ndao asina jeu kely indray🎊

Tsotra kely : teneno eo amin'ny commentaires hoe aiza no misy anay?

Crédit 1000ar hoan'izay commentaires be réactions indrindra mandrapà amin'ny zoma😍😍

Address

Anjoma Center Box25
Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261343951655

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shoes and Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category