OLICO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OLICO, Clothing Company, Avenue du General Leclerc, Fianarantsoa.

ATELIER DE CONFECTION TEXTILE
⊛ Tee- Shirts
⊛ Polos
⊛ Casquettes
⊛ Tenues de sport
⊛ Survêtements
⊛ Gilets
⏰ Ouvert le lundi au vendredi

Ny Ekipa rehetra dia miarahaba anareo vehivavy rehetra nahatratra izao andronareo izao.❤️❤️ Ho vehivavy mahery tokoa ani...
08/03/2026

Ny Ekipa rehetra dia miarahaba anareo vehivavy rehetra nahatratra izao andronareo izao.

❤️❤️ Ho vehivavy mahery tokoa anie ny vehivavy rehetra.

🔴 𝐂𝐎𝐌𝐌𝐀𝐍𝐃𝐄 𝟖 𝐌𝐀𝐑𝐒 🔴𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝟖 𝐌𝐚𝐫𝐬👌𝐀𝐳𝐚 𝐯𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 🔴𝐌𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚 ...
19/02/2026

🔴 𝐂𝐎𝐌𝐌𝐀𝐍𝐃𝐄 𝟖 𝐌𝐀𝐑𝐒 🔴

𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝟖 𝐌𝐚𝐫𝐬👌

𝐀𝐳𝐚 𝐯𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 🔴

𝐌𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲 𝐧𝐨 𝐞𝐭𝐨 𝐟𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐡𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨 𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐏.

📞 𝟎𝟑𝟖 𝟐𝟕 𝟑𝟑𝟏 𝟑𝟔
𝐀𝐝𝐫𝐞𝐬𝐬𝐞 : 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐦𝐛𝐚𝐳𝐚𝐡𝐚 -𝐒𝐨𝐮𝐬 𝐠𝐫𝐚𝐝𝐢𝐧 (𝐀𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐢𝐬𝐬𝐚𝐫𝐢𝐚𝐭 𝐜𝐞𝐧𝐭𝐫𝐚𝐥(𝐈𝐌𝐏𝐑𝐈𝐌𝐄𝐑𝐈𝐄)

MANDRAY COMMANDE HATRANY ISIKA AN😋Mankasitraka ny Université de Fianarantsoa Andrainjato nametraka ny fitokisana feno!🥰R...
07/02/2026

MANDRAY COMMANDE HATRANY ISIKA AN😋

Mankasitraka ny Université de Fianarantsoa Andrainjato nametraka ny fitokisana feno!🥰

Ravo ny fo mahita ny zavatra tsara vita❤️

Tsy ankanavaka fa mandray ny commande ny rehetra izahay.

Contacts :
📞 038 27 331 36

Adresse :
AMPASAMBAZAHA-Sous Gradin (IMPRIMERIE)

Faly izahay mizara aminareo ireto vokatra manaraka ireto indray😍Mankasitraka feno ny   nametraka ny fitokisana taminay n...
30/01/2026

Faly izahay mizara aminareo ireto vokatra manaraka ireto indray😍

Mankasitraka feno ny nametraka ny fitokisana taminay ny amin’ny fanantaterahana ireto fanamiana hatao mandritra ny taona 2026 ireto🙏☺️

Ho anareo izay mitady ny fiaraha-miasa mahafa-po ihany koa dia aza misalasala ny mametraka ny COMMANDE.

Manao izahay ny : Tee-Shirt, Polo, Survêtement, Tenue de travail, Tenue de sport, Casquette.

Contacts:
📞 038 27 331 36 ou MP
Ampasambazaha-Ambany Stade (ampitan’ny Trano fotsy lehibe)

Mandefa manerana ny Nosy na ihany koa Ivelan’ny Nosy.






🤔Tena mety maro zao nareo any no mametram-panontaniana hoe :« Aiza ary no misy Atelier de confection tena mahafa-po mba ...
25/01/2026

🤔Tena mety maro zao nareo any no mametram-panontaniana hoe :
« Aiza ary no misy Atelier de confection tena mahafa-po mba hanaovanay an’ireto commande nay ireto? »

Tee-Shirt / Polo / Casquette / Tenue de sport / Survêtement / Gilet de travail /sns.

🤣D avy eo mitady vaha-olana hoe:
« Andao mba hanontanontany any de hita eo »

Ao no tonga dia tojo ny mahafa-po azy❤️
Nefa ao ndray no sendran’ny tsy araky ny niertreretana azy🥺

Dia inona ihany ary zany no tena vaha-olana ny amin’izany?👍

😀Ny vaha-olana dia tsotra:
- Atelier matotra sy matianina no mandray ny commande.
- Asa voakaly sy mateza ary manaja ny fenitra rehetra.
- Ny vidiny mirary amzay zakan’ny rehetra ihany koa anefa tsy hadino.

Dia aiza daholo no ahita an’izany rehetra izany?🤔

Adiresy tokana ihany dia ahitanareo ireo rehetra mahafa-po ireo😍

👉 Ato amin’ny OLICO 👈

Alefaso daholo amzay ary ny commande fa aza misalasala.
Ho anareo: Fikambanana rehetra, Orinasa, Sekoly, Fianakaviana.

Contacts:
📞 038 27 331 36
Ampasambazaha - Ambany stade ampitan’ny trano fotsy lehibe.

Mandefa @ faritra rehetra manerana ny Nosy izahay.
Frais de livraison : 0 Ar

Efa manomboka indray izao ny fandraisana "Commande 8 Mars" ato amin'i OLICO.- Tee-Shirt- Polo- CasquetteKoa aza atao tar...
22/01/2026

Efa manomboka indray izao ny fandraisana "Commande 8 Mars" ato amin'i OLICO.

- Tee-Shirt
- Polo
- Casquette

Koa aza atao tara ary fa efa manomboka feno daholo ny fotoanatsika. Hatramin'ny 4 Mars ihany no fotoana afaka andraisana ny commande farany.

Aza miandry farany fa vonjivonjeo ary. Ho afa-po ianareo!

Fiakambanana - Fiangonana - Orinasa - Sekoly - Oniversite

Contacts :
Téléphone / Whatsapp :
📞038 27 331 36

Adresse :
📍Ampasambazaha - ambany stade ampitan'ny trano fotsy lehibe.

26/11/2025

Nos clients méritent le meilleur.

Ces T-shirts ont été confectionnés dans notre atelier, en privilégiant la qualité des matériaux et le souci du détail.
Des vêtements durables, confortables et faits avec amour.

☎️ 0382733136

📍Ampasambazaha_Fianarantsoa

Misaotra ireo vondrona mpianatra tao @ CSFX Ambatomena nametraka taminay ny famokarana ireto fanamiana mitovy ireto fa t...
18/05/2025

Misaotra ireo vondrona mpianatra tao @ CSFX Ambatomena nametraka taminay ny famokarana ireto fanamiana mitovy ireto fa tena nahafinaritra ary tena afa-po tanteraka ry zareo ary faly😀

Ho an'izay te hanao fanamiana mitovy ihany koa, eto izay vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anareo.

Tél : 038 27 331 26
Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha Sous Gradin ampitan'ny commissariat central.

Ny fandraisana "Commande" dia mitohy foana isanandro😊⭐Ary isaoranay hatrany ianareo izay nanankina taminay ny fanamboara...
18/05/2025

Ny fandraisana "Commande" dia mitohy foana isanandro😊

⭐Ary isaoranay hatrany ianareo izay nanankina taminay ny fanamboarana ny akanjonareo.

Ity @ sary ity izao dia Polo Semi-Coton personnalisée tsarabe.

Enao koa tongava manao ny "Commande" nao.

Tél : 038 27 331 36
Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha sous gradin ampitan'ny commissariat central.

Ela2 izy izany😁Ato fôna eh! Mbola somary sahirana ny manomana zavatra tsara ho anareo mpanjifa😍Vonjevonjeo fa voafetra n...
07/05/2025

Ela2 izy izany😁

Ato fôna eh! Mbola somary sahirana ny manomana zavatra tsara ho anareo mpanjifa😍

Vonjevonjeo fa voafetra ny toerana sy ny fotoana hanaovana ireo commande 26 juin sy Famadihana na Fetim-pianakaviana, sns.

🔥Promotion Be🔥
Prix de gros pour plus de 20 pcs :
💣Survêtement : 38 000 Ar
💣Polo : A partir de 15 000 Ar
💣Tee-Shirt : A partir de 10 000 Ar

Tongava ary eh!

📍Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha sous gradin F/tsoa.
☎️Tél : 038 27 331 36

Mandefa manerana ny Nosy🏝️🇲🇬

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra❤
27/04/2025

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra❤


Mitohy hatrany ny fandraisana ireo "Commande" rehetra.Tél : 038 27 331 36Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha
26/04/2025

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo "Commande" rehetra.

Tél : 038 27 331 36
Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha

Address

Avenue Du General Leclerc
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Sunday 07:30 - 11:30

Telephone

+261382067144

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OLICO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share