Shopby lou

Shopby lou Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shopby lou, Fianarantsoa.

🥳Tongasoa daholo 🥰
"HITAHY ANAO ANIE JEHOVAH KA HIARO ANAO" ✨
🛍️Vente en ligne FIANARANTSOA
🚚Madefa amin'ny faritra rehetra
📞0385261019
🤝TRANSFORMEZ VOS ENVIES EN RÉALITÉ 🤝

Salama hariva❤️Hialana tsiny amin'ny fahatarana oh Izy roa indray no mpandresy androany 🎉manasa azy ireo hadefa mp oh
15/07/2026

Salama hariva❤️
Hialana tsiny amin'ny fahatarana oh
Izy roa indray no mpandresy androany 🎉manasa azy ireo hadefa mp oh

🎁JP crédit 🎁👉Abonnez amin'ny page (sady invitena amie asins capture )👉Partagena groupe 10 👉Mentionner namana 05 ✨Izay ma...
13/07/2026

🎁JP crédit 🎁
👉Abonnez amin'ny page (sady invitena amie asins capture )
👉Partagena groupe 10
👉Mentionner namana 05
✨Izay mazoto mipartage mahazo crédit ihany ko ,jereko point any (Izany hoe olona roa zany )
🥳Alarobia 17h mivaly n'y jeux izay tsara vintana 🥳

Tsara kely ❤️❤️
11/07/2026

Tsara kely ❤️❤️

🔴veste kely🟡Akanjoba kely mihaja ambehivavy 🟣blouson maivana🔵Plaid/housse de couette/ couvre-litMp aryLieu: Fianarantsoa
11/07/2026

🔴veste kely
🟡Akanjoba kely mihaja ambehivavy
🟣blouson maivana
🔵Plaid/housse de couette/ couvre-lit

Mp ary
Lieu: Fianarantsoa

✨ ATAOVY MANGIRANA NY GORODONAO, TSY IANAO INTSONY NO HIFANINANA AMIN'NY VOVOKA! ✨😩 Leo ve ianao miborosy trano isan'and...
08/07/2026

✨ ATAOVY MANGIRANA NY GORODONAO, TSY IANAO INTSONY NO HIFANINANA AMIN'NY VOVOKA! ✨

😩 Leo ve ianao miborosy trano isan'andro nefa vetivety dia maloto indray?

💥 Andramo ny SAVOKA VERNIS-nay!

✅ Mangirana be sady tsara endrika
✅ Tsy misy fofona
✅ Mateza 2–3 volana
✅ Mahazaka rano
✅ Tsy manaraka tongotra
✅ Azo ampiasaina amin'ny gorodona, ciment, fanaka, sns.
✅ Mora karakaraina: chiffon fotsiny dia efa madio.

🎨 Loko misy: Mena • Marron • Grenat

🎁 Mbola misy CADEAU ho an'izay mividy! (raha mbola misy ny stock)

📍 Toerana:
📌 Fianarantsoa: Mahamanina – Mokana – Ambatomena
📌 Antananarivo: Tsilazaina, Commune Ambohijanaka Gare

🚚 Mandefa manerana an'i Madagasikara.
🚲 Misy livraison.

📞 Commande: 038 52 610 19

📸 Sary tena izy daholo.
⛔ Tsy mivarotra Sabotsy.

Aza avela ho ny gorodona maloto no handray vahiny, fa ataovy mamirapiratra isan'andro! ✨

Izao toetr'andro izao mihintsy ilay sarotra amainana lamba indrindra fa ny couette sy ny bodofotsyIzay ilay ilantsika ny...
07/07/2026

Izao toetr'andro izao mihintsy ilay sarotra amainana lamba indrindra fa ny couette sy ny bodofotsy
Izay ilay ilantsika ny housse de couette , izy no sasana sady manome endrika vaovao ny lamba rakofatsika no manampy hafanana ihany koa
Mp ary e!

Ireto indray ny zava-baovao azo atolotra aryPlaid/ housse de couette à fermeture avokoa ireo amin'ny sary ireoIlay loko ...
04/07/2026

Ireto indray ny zava-baovao azo atolotra ary
Plaid/ housse de couette à fermeture avokoa ireo amin'ny sary ireo
Ilay loko tsy be mpanana sady manitra mpanakarena kely ❤️❤️
Andao ary hetsena e!

📢 FANAMBARANA MANAN-DANJA🕒 Ora fandraisana commande- Alahady – Zoma : 06:00 maraina – 20:00 hariva- Sabotsy : Tsy miasa ...
28/06/2026

📢 FANAMBARANA MANAN-DANJA

🕒 Ora fandraisana commande
- Alahady – Zoma : 06:00 maraina – 20:00 hariva
- Sabotsy : Tsy miasa (Andro fitsaharana). Tsy mandray commande, appel na SMS.
📩 Afaka manao commande mialoha na aorian’io ora io ihany koa raha ilaina, fa tsara raha alefa mialoha. Raha tara ny ora dia afaka mandefa message na SMS, dia ezahina valiana araka izay tratra.
🚚 Livraison
- Atao 1 andro mialoha ny commande raha azo atao.
- Tsy misy heure fixe ny livraison.
💰 Frais de livraison
- Manomboka amin’ny 2 000 Ar ka hatramin’ny 4 000 Ar, arakaraka ny toerana.
📍 Frais arakaraka ny toerana
- Raha izahay no manatitra (fa tsy livreur) :
- Périphérique : 1 000 Ar
- Ohatra: Mahamanina ➜ Adventiste / CEG Mahamanina
- Raha toerana lavidavitra kokoa :
- Sahalava : 1 500 Ar
- Ohatra: Mahamanina ➜ Sahalava
- Toerana tena lavitra : 2 000 Ar hatramin’ny 4 000 Ar (arakaraka ny halavirana)
📦 Récupération
📍 Mahamanina
- 06:00 – 08:00 maraina
- 12:00 – 14:00 atoandro
- 18:00 – 19:30 hariva
📍 Mokana
- Alahady – Zoma : tapany maraina
📍 Ambatomena
- Alahady – Zoma : tontolo andro
📞 Contact : 038 52 610 19
🙏 Misaotra amin’ny fahatakarana sy fiaraha-miasa.

Aza miandry ko fa alefaso jp crédit 🥰🎁Ho avy ko ny lalao eto amin'ny page
25/06/2026

Aza miandry ko fa alefaso jp crédit 🥰🎁
Ho avy ko ny lalao eto amin'ny page

Salama aby e!
Tratry ny afon'andriana aby 🙏🙏
Andao asiatsika lalao kely aloha. Credit 5 no ho zaraina ho an'olona 5, miampy surprise 1 ho an'izay be point indrindra.
FITSIPIKA ARAHINA
1) Abonné amin'ny page ianao mandray anjara
2) Amin'ny publication ato amin'ny page no manao ny commentaire
👉👉Abonneo ny page
👉👉Asao ao amin'ny commentaire ny namanao is'abonner ny page
👉👉Izay be reaction no mahazo ny fahana YAS
👉👉👉👉👉"IZAY EFA NANAO ACHAT LAMBA tato amin'ny page na ihany koa tamin'i Hasina Njara Tiana Raonivololona na tamin'ny Shopby lou dia mahazo point 2 point avy hatrany, miampy izay isan'ny reaction ao
Gooooo ary e!

16h no ho zaraina ny fanomezana

Afaka tafiana tsara rehefa mandeha manao arendrina rahapitso Tonga dia 20.000a avokoa ny bodofotsy 1 place, plaid 1 plac...
24/06/2026

Afaka tafiana tsara rehefa mandeha manao arendrina rahapitso
Tonga dia 20.000a avokoa ny bodofotsy 1 place, plaid 1 place
Misy dessin kely tsara kely ❤️
📍Dispo: Fianarantsoa
🚚Madefa amin'ny faritra rehetra
💬Mp ato amin'ny page na ao amin'nySain'APEX 🥰

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopby lou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share