IEL Confection

IEL Confection Entreprise de personnalisation textile(T-Shirt, polo, sweat..),mug, assiette,gourde...etc

🚨Allô Allô 🚨Mandray anjara amin'ny vente exposition izay karakarainy Chambre de commerce et d'industrie Ankazondrano api...
16/04/2025

🚨Allô Allô 🚨
Mandray anjara amin'ny vente exposition izay karakarainy Chambre de commerce et d'industrie Ankazondrano apitan'ny Telmashop izahay androany Alarobia 16 avril ka hatramin'ny Zoma 18 Avril 2025 🥰
Tongava mitsidika ny Stand fa hitanao ao ireo karazana tee-shirt, polo, robe tee-shirt, robe polo, body crop sns...
misy vierge dia misy Personnalisé ihany koa. 💌
Tongava fa manome ny tsara indrindra foana izahay 😉🥳

Fantatrao ve fa ? 🤔Izahay eto amy IEL dia mivarotra tee-shirt personnalisé na vierge. 😉Ny vidiny ? 🤔Amin'ny fahefamividi...
03/02/2025

Fantatrao ve fa ? 🤔
Izahay eto amy IEL dia mivarotra tee-shirt personnalisé na vierge. 😉
Ny vidiny ? 🤔
Amin'ny fahefamividin'ny rehetra 😉
Ny toerana ve ? 🤔
Eto Fianarantsoa ihany fa tsy mila makany Antananarivo intsony. 😉
Fiaraha-miasa ? 🤔
Tsy mifidy izahay fa na olon-tsotra na fikambanana, na fiangonana na mpiara-miasa na mpifakantia na mpinamana ihany koa 🥳 ka te hampitovy amy qualité tsara. 🤫🥰
Misy ho any rehetra ve !? 🤔
Misy taille manomboka 1an jusque xxl 😁

Raha liana dia midirà amy hafatra miafina na antsoy ny 0341613525 😉
Maimaimpoana ny manontany 👌💌

IEL DistributionIzahay dia misokatra ho an'ny rehetra indrindra ho an'ny Fikambanana, Sekoly, Fiangonana, Olo-tsotra ami...
06/01/2025

IEL Distribution
Izahay dia misokatra ho an'ny rehetra indrindra ho an'ny Fikambanana, Sekoly, Fiangonana, Olo-tsotra amin'ireo entana maro isafidianana.
👉Tshirt amin'ny Qualié isakarazany
👉Casquette
👉Polo 100%coton
👉Robe polo 100% vrai coton
👉Mug (kopy)
👉 Sweat avec ou sans capuche
👉 Survette Jogging
SAMY PERSONNALISE daholo ireo any, afaka asina sary na soratra izay tianao.

Manasa anao hitsidika ny misy anay vonona hanome fahafam-po anareo izahay
Tongava amin'ny MP na antsoy ny +261 34 52 025 14 na +261 34 68 400 18
Na tonga mitsidika anay eo Antarandolo apitan'ny SOA TACOS

Misy koa ny qualité amin'izay ilaitsika rehetra ato aminay an!😍😍ankasitrahana ihany koa ny Fikambanana Tanora avy amin'n...
06/01/2025

Misy koa ny qualité amin'izay ilaitsika rehetra ato aminay an!😍😍
ankasitrahana ihany koa ny Fikambanana Tanora avy amin'ny Fiangonana ao SAHAMBAVY fa tena nahatoky anay ianareo.
Faly izahay niara-niasa taminareo sady miasa ho an'ny Fanjakan'Andriamanitra.
Mirarisoa tompoko.
AZA TARA ISIKA izay mbola tsy nandalo na nanao commande taminay an⚠️⚠️‼️ fa na Fikambanana na Fiangonana na sekoly dia afa-po daholo amin'ireo 🥰🥰

Ny taona no vaovao fa qualité tsara tsy mba miova🥳🥳Mankasitraka ny Service de Pneumologie CHU Tambohobe nahatoky anay ta...
06/01/2025

Ny taona no vaovao fa qualité tsara tsy mba miova🥳🥳
Mankasitraka ny Service de Pneumologie CHU Tambohobe nahatoky anay tamin'ny fanehoana ny firaisa-po sy firaisan-kina nareo.🥰🥰
Mbola vonona hanome fahafam-po oantsika izay mbola tsy nanjifa tato aminay. 👕👕 amin'ny QUALITE tsy manantsahala, 100% coton. koa asaina isika Fikambanana, sekoly, fiangonana, olo-tsotra fa afaka manatateraka ny fanirianao amin'ny haingo tianao izahay.

Tongava amin'ny MP na antsoy ny +261 34 52 025 14 na +261 34 68 400 18
Na tonga mitsidika anay eo Antarandolo apitan'ny SOA TACOS

Indreto indray ary ny MUG Personnalisé ho antsika.☕️☕️Afaka personnalisevana amin'ny soratra sy sary izay tianao.🥰🥰Aza t...
03/10/2024

Indreto indray ary ny MUG Personnalisé ho antsika.☕️☕️
Afaka personnalisevana amin'ny soratra sy sary izay tianao.
🥰🥰
Aza tara ary fa mbola maromaro izy ao an.

Alefaso commande amin'ny MP na antsoy avy hatrany ny
☎️038 52 025 14

📣📣📣ireto ndray ary ny modèle vaovao be e🥳🥳🥳Vonona hanome ny tsara foana,🥰🥰 sady mitafy no mitory Filazantsara,🤗🤗🤗 sady m...
22/08/2024

📣📣📣ireto ndray ary ny modèle vaovao be e🥳🥳🥳
Vonona hanome ny tsara foana,🥰🥰 sady mitafy no mitory Filazantsara,🤗🤗🤗 sady mitafy no mijoro Vavolombelona.💪💪

Tshirt 💯 coton, amin'ny Qualité tsara indrindra, tsy miora mivaraka na mivelatra ary tsy mora miofoka ihany koa

Afaka manao commande sary na soratra ary loko izay tianao koa an!
Aza tara ary fa vitsivitsy ihany raha tonga dia haka an'ireo a!
Tongava avy hatrany am MP na miantso ny 038 52 025 14

🥰🥳Fankasitrahana feno ho an'ireto nahatoky anay ireto, na izahay nanao az dia faly nanome fifaliana sy fahafa-po ho anar...
18/07/2024

🥰🥳
Fankasitrahana feno ho an'ireto nahatoky anay ireto, na izahay nanao az dia faly nanome fifaliana sy fahafa-po ho anareo, isaorana ny:
*WIKIMEDIA Madagascar Fianarantsoa🤓🙏
*ry zareo SCIENTIFIQUE Ranomafana🙏
*ry zareo MISSIONERA avy any ivelany🙏
*ianareo olon-tsotra koa ts hadino koa🙏

koa aza tara ary izay mbola tsy nanao fa tsy handiso fanantenana anareo izahay ato amin'ny IEL Service fa vonona hanome ny tsara foana.

samy mahazo fahafapo na FIKAMBANANA na SEKOLY na olontsotra

midira MP mivantana ary na afaka miantso ny 038 52 025 14 avy hatrany mandefa commande.

Kely sisa ny Sweat à capuche a..👌👌Aza tara oanareo niteny haka reny a👍👍🥰🥰Ho ela2 kely ndray vo misy
06/07/2024

Kely sisa ny Sweat à capuche a..👌👌
Aza tara oanareo niteny haka reny a👍👍🥰🥰
Ho ela2 kely ndray vo misy

Mbola ato fona ho antsika eto FIANARANTSOA sy manodidina aAza tara ho antsika izay mbola tsy nanao commande fa ny olona ...
28/06/2024

Mbola ato fona ho antsika eto FIANARANTSOA sy manodidina a
Aza tara ho antsika izay mbola tsy nanao commande fa ny olona tena efa manao mafy mintsy!
Mbola maro afaka isafidianana ato na maro ny efa lasa ny akamaroany:
PERSONNALISÉ DAHOLO reo a
👉Casquette
👉 Tshirt à manche courte sy manche longue
👉 Mug
👉 Sweat à capuche

Ho antsika fikambanana sy sekoly ary mpinamana reny fa manao zavatra iraisan nefa tsy misy mpanana afa fona

Aza misalasala miantso +261 38 52 025 14 na midira avy hatrany amin'ny MP

Eeehhh antsilka eto Fianarantsoa ty a📣📣📣📣Efa tonga ny ARRIVAGE entana isakarazany a🥳🥳🥳🥳! Santionany ihany reo fa efa lan...
22/06/2024

Eeehhh antsilka eto Fianarantsoa ty a📣📣📣📣

Efa tonga ny ARRIVAGE entana isakarazany a🥳🥳🥳🥳! Santionany ihany reo fa efa lany le teo aloha a⚠️⛔️
Toy ny T-Shirt 👕👕 loko maro isafidianana‼️misy MANCHE LONG koa ny tee shirt, misy Sweet koa an‼️casquette 🧢🧢 maro loko samihafa ary koa ny MUG 🥤☕️☕️☕️🥤🥤

Ento sary tinao dia izahay hanao azy ho tsapaitanana

Ho antsika:
👉Fikambanana
👉Mpifakatia
👉Fiangonana
👉Olontsotra
Atovy deny zao ny commandenao ary fa talata iany zay de vita a!
MP avetrany na antsoy ny +261 38 52 025 14☎️☎️

Ho antsika eto FianarantsoaHO AVY IZAO NY🇲🇬🇲🇬🇲🇬 ASARAMANITRA E🇲🇬🇲🇬Ho antsika  ,  ,   hiatrika ny 26 Juin, nefa mbola tsy...
19/06/2024

Ho antsika eto Fianarantsoa
HO AVY IZAO NY🇲🇬🇲🇬🇲🇬 ASARAMANITRA E🇲🇬🇲🇬
Ho antsika , , hiatrika ny 26 Juin, nefa mbola tsy nahazo na navita akanjo hiatrehana izany ary tia zavatra tsara koa.
Natao ho anareo ireto:
👉 Tshirt Personnalisé
👉 Casquette Personnalisé
👉 Mug personnalisé
Afaka hatao.fanomezana tsara ary afaka atao sary izay tianao sy maneva aminao.

⚠️⚠️⚠️⛔️⛔️⛔️ HERIN'ANDRO SISA DIA TONGA ZAY a! AZA TARA ary⛔️⛔️⛔️ na dia kely ny fotoana dia afaka mbola hanome fahafampo anareo izahay, tahaka.izay ef nanjifa rehetra

Tsara sy mafatifaty ane manao zavatra mitovy nefa miavaka ary tsy misy manana mitovy aminareo.zany e..
Tongava malaky amin'ny MP ary.na antsoy dieny zao ny +26138 52 025 14

Address

Ankofafa Ambony
Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 08:30 - 18:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IEL Confection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share