AllKits

AllKits "Votre confiance,C'est Notre existance"

Vente des accessoires et outils mécanique

PROMOTIONS : CLÉ 108 PIÈCES PROFESSIONNELMARQUE : CHROME VANADIUM QUALITÉ IMBATTABLEMisy karazana douilles Maro toy :Dou...
06/09/2024

PROMOTIONS : CLÉ 108 PIÈCES PROFESSIONNEL
MARQUE : CHROME VANADIUM
QUALITÉ IMBATTABLE

Misy karazana douilles Maro toy :
Douilles 1/4 6pas : 4 - 14mm (13pcs)
Douilles 1/2 6pas : 10 - 32mm (17pcs)
Douilles à choc : 6 - 22mm (13pcs )
Tork Mâle : T8 - T60 (12pcs)
Tork femelles : E4 - E24 (13pcs)
Clé à bougie : 16 et 21mm
Tournevis : plate - parquet - PH - PHZ - Étoiles - a l'aine
Divers joints : rallonge , cliqué ,....

Prix : 210 000Ar
Manao livraison izany na eto Antananarivo na any amin'ny Faritra
Contact : 0349832894

80 000Ar,Eny tena 80 000ar ilay pipe lot de 12pieces Marque : FACOMPipe 6pans : 6-8-9-10-11-12-13-14-17-19-22-24Ito no v...
05/03/2024

80 000Ar,Eny tena 80 000ar ilay pipe lot de 12pieces
Marque : FACOM
Pipe 6pans : 6-8-9-10-11-12-13-14-17-19-22-24
Ito no vaha olana raha Mila clé mafy sady tsy mora mi-foiré
Tonga dia afaka
Aza misalasala manao commande fa stock limité iany
Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra
Contact : 0349832894

CLÉ À BOUGIE 2 EN 1 : 15 000ArTsy misahirana intsony raha sendra misy olona eo amin'ny bougie na fiara io na moto2 en 1 ...
23/02/2024

CLÉ À BOUGIE 2 EN 1 : 15 000Ar
Tsy misahirana intsony raha sendra misy olona eo amin'ny bougie na fiara io na moto
2 en 1 : 16mm sy 21mm efa Miaraka amin'ilay tahony ahafahana manodina azy
Marque : MINGLI
Qualité tena tsara sady mafy
Manao livraison izahay manomboka amin'ny 3000Ar
Efa matihanina amin'ny fandefasana entana any amin'ny faritra koa
Contact : 0349832894

PROMOTION BE ILAY CLÉ 40 PIÈCESPRIX : 25 000ArSpécial moto amin'ny ilay qualité tsara tsy mora milasyAccessoires :Douill...
15/01/2024

PROMOTION BE ILAY CLÉ 40 PIÈCES
PRIX : 25 000Ar
Spécial moto amin'ny ilay qualité tsara tsy mora milasy
Accessoires :
Douilles série S : 4mm-16mm
Clé à bougie : 21mm
Cliqué - Rallonge - Tournevis
Contact : 0349832894
Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra

DESTOCKAGE : CLÉ POLYGONESéries de 8pcs be izao no 50 000ar fotsiny tena efa promotion beMARQUE : Chrome Vanadium Polygo...
17/09/2023

DESTOCKAGE : CLÉ POLYGONE
Séries de 8pcs be izao no 50 000ar fotsiny tena efa promotion be
MARQUE : Chrome Vanadium
Polygone : [8-10mm] [9-11mm] [12-13mm] [14-15mm] [16-17mm] [18-19mm] [19-22mm] [22-24mm]
Ilay qualité tena mafy no matanjaka
Tsy mora milache
Azo ampiasaina avy hatrany
Aza tara fa stock limité iany
Frais de livraison a partir de 3000ar centre ville
Efa matihanina amin'ny fandefasana entana any amin'ny faritra koa izahay
Contact : 0349832894

ARRIVAGE CLÉ M Tork males : 6pans et 12pans ilay fohy sy LavaMarque : CR-V75 000ar fotsiny ny vidiny Manao livraison iza...
26/08/2023

ARRIVAGE CLÉ M
Tork males : 6pans et 12pans ilay fohy sy Lava
Marque : CR-V
75 000ar fotsiny ny vidiny
Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra
Contact : 0349832894

CLÉ DYNAMOMETRIQUE Manuel Aiguille Promotion : 45000ar Marque : CR-VSerrage max:0-300NM (20kg)Qualité tena mafy Sady mat...
13/08/2023

CLÉ DYNAMOMETRIQUE Manuel Aiguille
Promotion : 45000ar
Marque : CR-V
Serrage max:0-300NM (20kg)
Qualité tena mafy Sady mateza
Mety tsara Hanaovana serrage gouzon, cullasse ...
Afaka iasana avy hatrany

Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra
Contact : 0349832894

PINCE CIRCLIPS 4 EN 1Ho anao manao mécanique, bricolage, réparation matetika dia sendra ireny anneaux circlips ireny ka ...
04/08/2023

PINCE CIRCLIPS 4 EN 1
Ho anao manao mécanique, bricolage, réparation matetika dia sendra ireny anneaux circlips ireny ka manahirana ny mamaha azy
Misy Lohan 4 be izao
Sady mety interne no mety externe.
Qualité tena tsara Sady mafy
PRIX: 20 000Ariary fotsiny

Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra
Contact 0349832894

DOUILLES ÉTOILES MALE FEMELLE PROMOTION BE = 55 000ar raha 60 000ar teo alohaMarque chrome vanadiumT :30 - 40 - 45 - 50 ...
16/07/2023

DOUILLES ÉTOILES MALE FEMELLE
PROMOTION BE = 55 000ar raha 60 000ar teo aloha
Marque chrome vanadium
T :30 - 40 - 45 - 50 - 55 - 60 - 70
E : 10 - 11 - 12 - 14 - 16 - 18 - 20 - 22 - 24
Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any aminy Faritra
Contact:0349832894

Promotion Clé Chrome vanadium COFFRET CLÉ A DOUILLES 24PCSMarque : Chrome vanadiumDouilles 12pans de 8 à 32mmAbattage co...
14/07/2023

Promotion Clé Chrome vanadium

COFFRET CLÉ A DOUILLES 24PCS
Marque : Chrome vanadium
Douilles 12pans de 8 à 32mm
Abattage coulissante, clé cliqué,2 rallonge, support douilles ary abattage
Vidiny : 150 000ar fotsiny

-CLE À DOUILLES BOITE BLEU 10pieces
Marque : Chrome Vanadium
Douilles :8-10-11-12-13-14-17-21-24mm
Abattage à douilles
Prix : 30 000ar

-CLÉ MIXTE 14 pièces
Marque : Chrome Vanadium
Mixte de 8-24mm
Prix : 65 000 ar Monja

-PIPE 9 pièces
Marque : Chrome Vanadium Okfsd
Pipe 8-19mm
Prix : 45 000ar fotsiny
Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra
Contact : 0349832894

CLÉ TORX ÉTOILESmale et femelle 16pcsFemelle: 10-11-12-14-16-18-20-22-24 EMale: 30-40-45-50-55-60-70 TTena tsara sady Ma...
02/07/2023

CLÉ TORX ÉTOILES
male et femelle 16pcs
Femelle: 10-11-12-14-16-18-20-22-24 E
Male: 30-40-45-50-55-60-70 T
Tena tsara sady Mafy
Azo iasana avy hatrany
Vidiny : 60 000ar
Mp na miantsoa 0349832894
Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra

Address

Isotry

Telephone

+261349832894

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AllKits posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AllKits:

Share