20/02/2026
Bonsoir ,reto aloha ny astuce voalohany 💚🌿
Ny romarin Dia anisa'ireo pousse cheveux Maro mahafantatra indridra . kosehina tsara ny loha Ary rehefa hitanao fa madio tsara ny loha anao Dia kobanina @ ny romarin
Fomba fikarakarana azy : atao toy ny manao thé mampagotraka rano sy romarin ,tsy vao mangotraka Dia Alana fa avela 4-5min eo aloha ,aveo hapagatsahina Ilay rano mba ho zakan'ny hodidoha ,Dia kobanina tsara @ Ilay ranona romarin efa voatatavana ny volo
babin'akondro rehefa maka an'ito za Dia gaga be foana ny olona hoe ataoko Inona 😹Ilay izy .hanalavana volo reto a,izy ity koa Dia apagotrahana Ary mitovy tsy misy valaka @ romarin ny fampiasa azy🥰
N.B : remarque Kely reto a, mialohany hanasana n'y volo Dia tsara ra lomana Kely @ menaka fona aloha ,tsy fafana kosokosehina @ serviette fa apetapetaka fotsiny rehefa mainamaina .ny fanaovana massage ny loha koa Dia tena ilaina be mihitsy MBA hafahany rà mikorina tsara izay mandray anjara lehibe @ faniriny volo.
ho anao izay vonona hampiasa babin'akondro Dia tsidriko tsara hoe aza adino Ilay menaka somary mainamaina volo izy Io fa tena tsara be .araho hatrany ny pejy Ary asao ny namanao ra hitanao fa mahasoa ny torohevitra.mbola Maro ireo efa nampiasaiko fa avokako eto ihany
la nature fait partie de notre bien🌿💚