Manjagasitsara Zaitra

Manjagasitsara Zaitra Couture et confection de vêtements pour homme et femme. Vente accessoires de mode

♥️♥️♥️
22/06/2023

♥️♥️♥️

🇲🇬 SAINAM-PIRENENA MALAGASY 🇲🇬
💡Inona ny hevitr'ireo loko amin'ny sainantsika ?
⚪ Fotsy : mariky ny fahadiovana, ny filaminana , marikin'ny fahalalana.
Fotsy manjompika tahaka ireo salohim-bary rehefa fotoambokatra ihany koa, ny vary izay fototsakafon’ny Malagasy.
🟢 Ny maitso izay mariky ny fanantenana dia mampiseho ny hamaintsomavan’ny Nosy izay mampifandray ny Malagasy iray manontolo. Saika manerana ny Nosy dia ahitana maitso avokoa na ny ravinala izany mandrafitra ny any anindrantany, na ireo voly sy ala maitso manemotra ny afovoantany
🔴 Ny mena na mena ràn’omby izay mariky ny fiandrianana, ny fandresena dia loko natokana ho an’ny mpanjaka tany aloha, taty aoriana kosa dia nitory ny firaisam-pirenena satria lokon’ireo biriky tanimanga mandrafitra ny ankamaroan’ny trano miorina manerana ny Nosy.
🤔Ahoana ny fametrahana azy?
⚪ (fotsy) Mitsangana
🟢 ( Maitso) Mitsivalana
🔴 (Mena) Mitsivalana ambonin'ny maitso

🇲🇬 Madagasikara_mamiko_tiako ❤️💚🤍
Feno fankasitrahana ireo nitolona ho an'ny Tanindrazana 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Misy ihany koa ny arrivage tsika ❤️❤️
15/10/2022

Misy ihany koa ny arrivage tsika ❤️❤️

🪡🧥 Mandray commande ho an'ny mpianatra hanao sortie de promotion : 👩‍🎓🧑‍🎓👨‍🎓🎓Toy ny toge univesitaire, toque na chapeaux...
23/08/2022

🪡🧥 Mandray commande ho an'ny mpianatra hanao sortie de promotion : 👩‍🎓🧑‍🎓👨‍🎓🎓
Toy ny toge univesitaire, toque na chapeaux de diplomé miaraka amin'ny écharpe.
📞 Contact : 032 46 379 63/ 034 25 922 91

Félicitations Madame La Directrice
03/08/2022

Félicitations Madame La Directrice

Le Président Fondateur, Ny Kanto Malalako, vient de nommer aujourd'hui : Madame Art Nosy au poste de Directrice artistique habillement au sein de Manjagasitsara Zaitra.
Les membres de gouvernement de Manjagasitsara adressent leurs félicitations.

.

Address

Lot N°284 Cité Seimad Manjarisoa
Mahajanga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manjagasitsara Zaitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manjagasitsara Zaitra:

Share