22/12/2024
ARRIVAGE VAOVAO amin'izao ankatokin'ny farany taona izao , kojakoja fanaingoina fiara sy bajaj ary Moto no hitanao ato amin'ny OTHMAN DECOR . anisan'izany ireto :
- Housse standard pour voiture ,tout marque ,Cuire ,semi cuire , Coton ,
- Tapis auto 5piece , 3piece (caoutchoucs)
- Appareil sonore momban'ny feo rehetra
- Sigle calendre ,jante , @ marque rehetra fiara izay ananao
- Porte clé, porte phone ,porte plaque
- Produit isan- karazany : Renovet plastique , Nettoyé vitre , Dégrippant sns
- Découpe autocollant personnalisé
- Confection numéro d'immatriculation Allu ,Plexiglace (HD) ; (3D) , PVC sans
- Pelquille pour vitre fumée avec montage
sns tsy voatanisa
Jereo ary izay mety aminao ao amin'ny sary na koa afaka manantona mivantana : Toerana misy anay en face ZAM- ZAM Majunga bé
azonao atao koa ny miantso anay mivantana amin'ny finday laharana
032 74 129 58
034 11 646 00