Mikaly patis

Mikaly patis Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mikaly patis, Apparel & Clothing, Ambalavato Mahajanga, Mahajanga.

Ireo ny atelier spéciale bûche de Noël natao tato amin'ny Mikaly patis. Mankasitra ô
18/12/2022

Ireo ny atelier spéciale bûche de Noël natao tato amin'ny Mikaly patis. Mankasitra ô

18/12/2022
Efa manimanitra fety daholo isika eto   an➡️Ndao amin'izay hianatra bûche de Noël, amin'ny tsiro miavaka sy tsara.➡️Ny t...
06/12/2022

Efa manimanitra fety daholo isika eto an

➡️Ndao amin'izay hianatra bûche de Noël, amin'ny tsiro miavaka sy tsara.

➡️Ny toerana efa mahazatra ihany, eo akaikin'ny Collège cocoon Tanambao Ambalavato

👉Ireto daholo no atao pratique sy hianarana @:16 décembre mitohy 17 décembre.@ 8ora sy sasany ka is a hatramin'ny 12ora sy sasany ➡️@ sarany 35.000ar :
*➡️bûche traditionnelle tout Choco
*➡️bûche glacée avec insert
*➡️bûche imprimé
🍞Crème karazany telo be izao no hianarana +décoration 👍

👉 Ireto avy indray no hianarana ny alarobia 14 décembre @ sarany 15.000ar :
➡️Spécial viennoiserie bicolore : pain Choco et croissant
👉 hatramin'ny 12h 30 hatrany no fotoana

👉Ireo zavatra ho entina: tablier, cahier, ary boîte Asiana ny zava bita amin'io

➡️Famandrian - toerana :avance 10.000 ar
➡️Raha misy mila fanazavana fanampiny dia antsoy

📞:0343377982

06/12/2022

Address

Ambalavato Mahajanga
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikaly patis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share