C_Style

C_Style Qualité premium• Amour • Confiance • Espoir ✨
Créations, confection, boutique à Pont Blanc Majunga. Une marque engagée à valoriser le savoir-faire local.

Des pièces pensées dans le détail, pour révéler la beauté et la confiance de chaque femme.

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ❤️C_Style
25/04/2026

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ❤️

C_Style

23/04/2026

Aiza indray hianareo amin'ity mini robe mamikely ity oo?
Misy couleur izy ato annn😍
Misy imprimé koa 🥰
Taille standard ✅️

C_Style

21/04/2026

Tonga indray anay ooo
Hitondra raha manjary hoantsika 😍
Dispo ilay ensemble jupe ry masera isany a🥰
Taille standard ✅️

Bonne chance ❤️
C_Style

20/04/2026

Bonjour ❤️
Bon début de semaine ooo 🥰
Dispo io robe io raha mety aminareo ann 😘

C_Style

La quelle des 2 est votre motif préféré ?Rayure ou pois?C_Style
19/04/2026

La quelle des 2 est votre motif préféré ?
Rayure ou pois?

C_Style

18/04/2026

Mamy anie oa hianareo clienteko reto ee 😍
Tena hoe feno fifaliana ery aho rehefa afa_po hianareo ❤️
Misaotra misy 🙏
Misaotra mitondra hafaliana hoanay 🥰,fa na dia reraka ny asa aza dia nohon'ny fisianareo dia mahery sy matanjaka hatrany 😊
Hatory amin'izay aloha fa dia mirary torimaso mamy hoantsika rehetra 😘

C_Style

18/04/2026

Ilay ensemble short koa anie tsy ratsy ee 😍
Tsy perte anao mahazo azy io masera🥰,
Tongava malaky aty amin'ny Chri'style Boutique fa miamby anao aty raha matsiro be io ❤️
Taille standard ( M_L_XL)
🛍 45000ar

C_Style

Bonjour 🥰,Sabotsy sahady ny andro 😊,Amin'izao faraparan'ny herinandro izao aza adino fa misokatra ny Boutique hoantsika ...
18/04/2026

Bonjour 🥰,
Sabotsy sahady ny andro 😊,
Amin'izao faraparan'ny herinandro izao aza adino fa misokatra ny Boutique hoantsika hanao shopping 🥰
Mivoha hoantsika ny Chri'style Boutique :
⏰️ 08 ora maraina hatramin'ny 06 ora hariva ✅️

Belle journée 😘

C_Style

17/04/2026

✨️Mihaja kely ity ann
Tena hoe mahazo izay mahazo azy fa tena mamikely 😍
Taille standard ✅️

Mp malaky 😉

C_Style

17/04/2026

Akory aby ooo
Efa sasa_miandry an'ilay ensemble palazzo faux jean ve ianao?
Indro ary hatolotra am_pitiavana be hoanao ilay izy ee,dia aza adino fa 1 ihany no dispo ann 😉
Premièr arrivé premier servi mou izy iny ?😅

Bonne journée daholo 😘

C_Style

Ity sary mamikely ana cliente satisfaite ity indray ary no hoentina hirariana torimaso mamy feno fitoniana hoantsika 😘Ma...
16/04/2026

Ity sary mamikely ana cliente satisfaite ity indray ary no hoentina hirariana torimaso mamy feno fitoniana hoantsika 😘
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️

📍Ianao koa raha te ho mamikely otran'izao dia aza misalasala manantona ny Chri'style Boutique fa ho afa_po ianao 😉
Bonne nuit ❤️

C_Style

Fa raha hianareo abonnées rehetra ireo izao no mba mividy article 1 avy ato amin'ny boutique an 😍Tena hoe,avo ny lanitra...
16/04/2026

Fa raha hianareo abonnées rehetra ireo izao no mba mividy article 1 avy ato amin'ny boutique an 😍
Tena hoe,avo ny lanitra ka tsy takatro 🥰,kony ee
Aona tokoa re raha izany no misy ee? Sambatsa be za 😊,sa ve rediredin'ny reraky ny asa ny ahy 😅

❌️ Nappe de table 150 pièces ❌️
Misaotra foana eeC_Styletyle

Address

Pont Blanc Tsaramadroso Face Église FVKFM
Mahajanga

Telephone

+261326969461

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C_Style posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to C_Style:

Share