Entana amidy

Entana amidy Vente de café ☕, miel 🍯,et arachides 🥜

Mivarotra ato amin'ny braderie stand N°109 devant poste Mahajanga be.🍯 Tantely :💥 25 000 ar/ litre 🥜Voanjo ( totom_boanj...
16/06/2025

Mivarotra ato amin'ny braderie stand N°109 devant poste Mahajanga be.

🍯 Tantely :💥 25 000 ar/ litre
🥜Voanjo ( totom_boanjo) :💥 10 000 ar/ 600g
🍪Biscuit : 💥 20 000 ar/ kg
➡️Produit cosmétique
➡️Thé ventre plat
➡️Thé minceur
➡️Kiraro
➡️Poketra

Ao am commentaires ny prix.

Araraoty ny fotoana, feno fahasambarana be izany manolotra fanomezana hoan'i Neny ❤️ izany. 🍯Fandrama 1 litres sy Café ☕...
20/05/2025

Araraoty ny fotoana, feno fahasambarana be izany manolotra fanomezana hoan'i Neny ❤️ izany.

🍯Fandrama 1 litres sy Café ☕ 200 grammes. Ataotsika promotion amty fetin'ny Reny ity.

💥🔥🔥➡️ 27 000 ar monja.

Contact 📞 034 47 507 36
032 65 472 05

Fotoana ny ririnina isika izao, vao maika ilaina be ny tantely, mbola tsy miova ny vidiny. ➡️ 💥 20 000 ar/ 1 litre.mbola...
15/05/2025

Fotoana ny ririnina isika izao, vao maika ilaina be ny tantely, mbola tsy miova ny vidiny.

➡️ 💥 20 000 ar/ 1 litre.

mbola tantely niaouli foana ny antsika, sady vaovao foana ny EEntana amidyato amintsika 😉😍.

Contact 📞034 47 507 36
032 65 472 05

Bonbons tamarins, pimenté, sucré salé, salé.    180g à 200 g➡️💥➡️4000 ar
09/05/2025

Bonbons tamarins, pimenté, sucré salé, salé.

180g à 200 g➡️💥➡️4000 ar

Amandes  💥➡️ 50g 🔥 5500 arRaisin sec 💥➡️ 50g 🔥 3500 ar 📞 034 47 507 36      032 65 472 05
08/05/2025

Amandes 💥➡️ 50g 🔥 5500 ar
Raisin sec 💥➡️ 50g 🔥 3500 ar

📞 034 47 507 36
032 65 472 05

Mety tsara amin'ny fahasalamana ity voakazo ity, sady mamy an. Indrindra moa fa ny vehivavy mitondra vohoka. Dates Prix ...
08/05/2025

Mety tsara amin'ny fahasalamana ity voakazo ity, sady mamy an. Indrindra moa fa ny vehivavy mitondra vohoka.

Dates

Prix 💥 200g➡️ 🔥7000ar

📞034 47 507 36
032 65 472 05

Sakay pilo matsiro be. Mividy 10 isa dia mahazo ( iray ) 1 fanomezana.       💥 ➡️🔥500 ar   monja ny iray. Manao livraiso...
08/05/2025

Sakay pilo matsiro be. Mividy 10 isa dia mahazo ( iray ) 1 fanomezana.

💥 ➡️🔥500 ar monja ny iray.

Manao livraison.
📞 034 47 507 36
032 65 472 05

Niakatra be nge zareo ny vidiny ny café any antsena e, fa ny antsika ato. Mbola nijanona amin'ny vidiny teo ihany.      ...
08/05/2025

Niakatra be nge zareo ny vidiny ny café any antsena e, fa ny antsika ato. Mbola nijanona amin'ny vidiny teo ihany.
💥200g--->. 10 000ar
💥100g---> 5 000ar
Afaka manao livraison.
📞 034 47 507 36
032 05 472 05

Iza ilay nahazo tsiron' ny KAWATRY ?  Ny café anay tena mahafa_ po tokoa.Miandry ny retour nareo moaaa e 😘. Tena mahery ...
04/03/2025

Iza ilay nahazo tsiron' ny KAWATRY ?

Ny café anay tena mahafa_ po tokoa.
Miandry ny retour nareo moaaa e 😘.
Tena mahery ilay café oh, rehefa misotro azy iny annn miamm ☕.

Nga izay ihany,
Sady afaka ikarakarana tarehy, vatana ihany koa satria café tsisy fangarony.
Afaka ampiarahana amin'ny tantely, ato amin'ny EEntana amidyaEntana amidymisy an'izany rehetra izany.

💥Prix 200g ➡️ 10 000 ar
100g ➡️ 5 000 ar

Nankaiza tanteliko teto o oo?☺️😉.Efa disponible ny tantely tsika an.     🐝🐝➡️💥Prix 1L 20 000 ar Ilay tsy mamitaka anao f...
04/03/2025

Nankaiza tanteliko teto o oo?☺️😉.
Efa disponible ny tantely tsika an.

🐝🐝➡️💥Prix 1L 20 000 ar

Ilay tsy mamitaka anao fa ara_ pahasalamana.

Address

La Corniche
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Entana amidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share