Fashion by IH

Fashion by IH Article de mode👗👚🩱👖👙🩳

Coucou les filles 😍😍Ela ela ah tsy tato 🥹🥹Malaelo anareo dia mba mitsidika kely 🥹🥹Mbola tsy afaka makato kely aloha amin...
31/07/2026

Coucou les filles 😍😍

Ela ela ah tsy tato 🥹🥹Malaelo anareo dia mba mitsidika kely 🥹🥹

Mbola tsy afaka makato kely aloha amin’izao fa Aza manahy ianareo fa hoavy tsy ho ela zah 🥰🥰😘

Bisous bisous 😘😘💖💖

04/05/2026

Bonne semaine à tous 🥰😘❤️

Aleo aloha mba hisy video kely otran’izao fa malaelo vacances izahay 😂🥺🥺

Ary nareo ve tsy mba te hanao vacances 🤣🤣🤣

Bonjour daholo😍🥰Ity sarinay roa vavy ity no oentiko isaorana anareo ❤️Eto aho dia hisaotra anareo 🙏fa tena tianareo  be ...
27/04/2026

Bonjour daholo😍🥰

Ity sarinay roa vavy ity no oentiko isaorana anareo ❤️

Eto aho dia hisaotra anareo 🙏fa tena tianareo be ilay articles tsika😝 tsy namelanareo raha tsy lany🥺

Mankasitraka antsika rehetra 😍

Mirary tontolo mahafinaritra amin’izao alatsinainy fanombohana ny herinandro izao😘😘
Bisouuus mamiii be daholo😍😘😘

Coucou les filles 🥰🥰🍒Arrivage mamay be isika an😍😍Misy taille rehetra ao Mahazo vahana kely aloha taille lehibe teto🥺Prix...
25/04/2026

Coucou les filles 🥰🥰

🍒Arrivage mamay be isika an😍😍

Misy taille rehetra ao
Mahazo vahana kely aloha taille lehibe teto🥺

Prix à partir 10.000ar

Livraison partout 🥰🥰

Coucou les filles 😍😍Enfin Tongasoa ato anaty page indray ny tenako Misaotra ny Tompo fa tafaverina soamantsara❤️❤️❤️🙏Asi...
17/04/2026

Coucou les filles 😍😍

Enfin
Tongasoa ato anaty page indray ny tenako
Misaotra ny Tompo fa tafaverina soamantsara❤️❤️❤️🙏

Asintsika Arrivage mitalapofotra @ herinandro ambony 🥰🥰Mino ah fa tinareo be mintsy io Arrivage io😝😝

Aza adino manaraka tsy tapaka ny page 🥰🥰

Bisous be les filles 😘😘

25/03/2026

🥰Mood du jour : robe + good vibes ✨

Style validé ✔️💃

Ataovy miavaka ny endrikao amin’ity robe longue brillante ity 😍Classe, sexy, ary élégante 💃Perfect ho an’ny soirée, mari...
19/03/2026

Ataovy miavaka ny endrikao amin’ity robe longue brillante ity 😍

Classe, sexy, ary élégante 💃

Perfect ho an’ny soirée, mariage, na événement ✨

Robe iray, style miavaka 💕

Aza tara, robe unique 😍 contactez-moi en privé 💬

18/03/2026

Bonjour les filles 🥰🥰

Mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika jiabyy❤️❤️

Aza adino fa mbola misy dispo vitsivitsy ilay robe ao an😍😍

17/03/2026

Coucou be daholoooo❤️❤️

Asintsika live rariva à 19h 30
Live robe ,prix oa mirary dia miraryyyy❤️❤️

Ao amin'ny tik tok ilay no atao fa (alefako ao commentaire ao anarany ilay Compte ijerevanareo azy)

Aza raténa ity zavatra iray ity aloha androany fotsiny hihi🙈😁😁

Bisous be daholoo😘😘

Coucou les filles 😍😍Indreto indray ny ARRIVAGE ROBE ❤️❤️ANDROANY ALOHA🥰🥰🌸🍒Misy taille rehetra ato xs jusqu'à xl 🍒🌸Manao ...
16/03/2026

Coucou les filles 😍😍

Indreto indray ny ARRIVAGE ROBE ❤️❤️ANDROANY ALOHA🥰🥰

🌸🍒Misy taille rehetra ato xs jusqu'à xl 🍒🌸

Manao livraison Tana sy faritra 💖💖

Address

Mahitsy

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fashion by IH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share