Chez Evah

Chez Evah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Evah, Design & Fashion, Manakara.

27/01/2026

Mahery loatra ny rivotr'ity janvier ity ka sahirana ny mpanara-baovao.

Il faut être prudent(e)🙏La trahison vient de l'entourage 🤐
26/01/2026

Il faut être prudent(e)🙏
La trahison vient de l'entourage 🤐

400 AR ny Oeuf de caille 1, misy foana isan'andro, mandray commande izahay.
13/12/2024

400 AR ny Oeuf de caille 1, misy foana isan'andro, mandray commande izahay.

17/04/2024

Ho an'izay mampiasa airtel tsindrio ny *114*114 # fa hahazo bonus ianao.
Manaova merci ze nahazo😍

Tonga indray ny arrivage Vaovao ❤️❤️Miezaka mizara ny soa sy ny mora hatrany👍👍Tantely NIAOULI pure, avy any Manakara✔️ 1...
11/04/2024

Tonga indray ny arrivage Vaovao ❤️❤️
Miezaka mizara ny soa sy ny mora hatrany👍👍
Tantely NIAOULI pure, avy any Manakara
✔️ 15000 Ar ny 1litre ,
✔️ Misy fihenam-bidy ho an'ireo zay maka maro
✔️Point de vente : Eo akaikin'ny Saint Joseph Mahamasina. Afaka manao livraison à domicile ihany koa izahay
✔️Contact: 0341385752, 033 8188729, 0341089534
Mankasitraka an'ireo rehetra Zay efa nanjifa tato aminay🙏🙏🙏

👉Araraotina ny andro anaovan-tsoa!👉Mivarotra atodina papelika (Oeufs de cailles)👉Point de rencontre : Saint Joseph Maham...
09/04/2024

👉Araraotina ny andro anaovan-tsoa!
👉Mivarotra atodina papelika (Oeufs de cailles)
👉Point de rencontre : Saint Joseph Mahamasina
👉Afaka manao commande, afaka manao livraison eto Antananarivo , afaka mandefa any @ faritra
Contact : 0341385752, 0338188729

MARO TOKOA NY VOKATSOA AZO AVY AMINI'NY ATODY PAPELIKA (oeuf de caille)
1- 🧍‍♀️ANKIZY
✅manampy sy manafaingana ny fitomboana ary mampisy fifandanjana eo amin'ny vatana;
✅ manatsara sy mampivelatra ny faharanitan-tsaina

2-🤷OLON-DEHIBE SY ZOKIOLONA
✅manavao indray ny toe-pahasalamana sy mampisy fifandrindrana amin'ny taova sy ny fiasany,miady amin'ny fahanteran'ny taova ;
✅manamafy ny taova reraka noho ny fiasam-batana sy ny rari-tsaina;
✅misoroka,mampitony fanaintainana ary manasitrana amin'ny karazana aretina maro vokatry ny fahanterana;
✅mamoha ny fitadidiana.
3-👩‍👧‍👦VEHIVAVY BEVOHOKA SY MAMPINONO
✅manamafy ny oragnisman'ny vehivavy alohan'ny fotoana haterahany sy rehefa avy miteraka;
✅mampifadanjana ny ara-batana sy ara-tsaina ho an'ny zaza ao am-bohoka ary manafaingana ny fahazoan-kery ho an'ny reny avy niteraka sady mamerina amin'ny laoniny ireo sela;
✅manatsara ny kalitaon'ny nonon-dreny.
4- 👉IRETO AVY IREO FITSABOANA AZO ATAO AMINY ATODY PAPELIKA
✅ny aretin'ny FO;
✅manatsara ny fiasan'ny fo;
✅manampy ny olona voan'ny asma sy ny aretin'ny taovam-pisefoana;
✅manasitrana ny aretim-bavony ,ny fandevonan-kanina,masinaty;
✅ny aretina aty;
✅ny aretin'ny voa;
✅ny aretin'ny fikorian'ny ra,tosi-dra avo;
✅ny aretin'ny hatavezana,goty;
✅ny aretin'ny arerahan-tsaina,aretin'andoha lavareny,ny rari-tsaina;
✅ho an'ny hoditra manokana sy ny volo:manatsara ary mitaiza ny hodi-tava sy ny volo ny atodin'ny papelika.
✅fomba fihinana azy,tsara raha manaraka fitsaboana 240 atody ny somary efa zokiolona sy olon-dehibe(mihinana 2 hatramin'ny 6 isan'andro,hoanina manta,sasana tsara ny atody dia hasiana lavaka kely dia trohana avy hatrany,na atao ao anaty vera dia hasiana tantely kely dia sotroina afaka adin'ny 3 eo ho eo.
✅tanora(alaina ny tamenany dia hasiana tantely kely,afaka adin'ny 1 vao sotroina.
✅ankizy(alaina ihany koa ny tamenany dia asina tantely kely,sotroina afaka 30mn)
✅Ny atodina papelika ihany koa dia manasitrana fery amin'ny hoditra (kapohina dia hosorana avy hatrany eo amin'ilay fery.)

Aiza am reo ny fanaovanao azy🤣
17/03/2024

Aiza am reo ny fanaovanao azy🤣

14/03/2024

Rahoviana ndray ny manaraka🙈
Araho tsy tapaka ny pejy dia tsy tara ianao👍

14/03/2024

Aza miala fa kely sisa Dia ho avy ny crédit.😍😍

Ndao ndray Ary tsika hilalao e😍😍 Hisy fizarana crédit maimaimpoana eto am pejy rahapitso 12h:30❤️✓ Abonneo ny page👍✓ inv...
13/03/2024

Ndao ndray Ary tsika hilalao e😍😍
Hisy fizarana crédit maimaimpoana eto am pejy rahapitso 12h:30❤️
✓ Abonneo ny page👍
✓ inviteo ny namana i-j'aime ny page ✓Mentionneo ny namana d teneno w " andao haka crédit bôjo"
✓ Partageo MBA samy hahazo ny namana rehetra

Address

Manakara
316

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Evah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share